aorian'ny boky mena dia

1. bazylou ( 13/02/2007 00:23)
ity indray ny map!! bref mapme!!!:lol::lol::lol::lol::lol:
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:16
2. rabaradaka ( 13/02/2007 06:37)
Aorinan'ny boky mena dia boky manga indray razoky a, raha manana boky ny mpanohitra dia asehoy. Ny mampiomehy ange dia izao e, tsy manan-katokona mihitsy ny hafa fa izay manao no enjehina.
3. xxx ( 13/02/2007 10:38)
Ao anaty boky mena
misy fangalarana
de ny lalamparesena
sy ny figadrana
de fadio dede rahiraka fa
tsy nahatanteraka ilay
fiteny mame hoe
Madagasikara hatraminizay
natory sady nandohalika
:°):^):-D:-D:-*
4. xxx ( 13/02/2007 11:46)


Ny ao anaty boky manga
Dia resaka fampandrosoana
Fa be dia be no lainga
Natao mba hanjonoana

Resa-be ihany no atao
Fampanantenana ny olona
Ampidirina indray izao
Hoe tsara ny fokonolona

Ovaina ny lalampanorenana
Hifikirana eo amin'ny toerana
Tiko sy ny akama mpanana
No tena mirevy ny fanana

(...)
5. bazylou ( 13/02/2007 18:33)
fa angaha lasa contre tao ilay xxx !!!:-D:-D:idea::roll::lol::lol:
6. rabaradaka ( 14/02/2007 06:05)
Kay ve poety gaigy be ity xxx ity e ! Merci de tohizo hoe boky maintso indray
7. xxx ( 14/02/2007 15:25)
Aza m :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D baradaka hono e
8. fijo ( 14/02/2007 23:16)
mba tsy boky maitso aza ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064