Tsôda

1. lektsolo ( 12/02/2007 17:37)
Midika inona eo @ fitiavana ny tsôda?Mihena ve zany refa ela ny fiarahana?Mitana toerana lehibe eo @ mpivady ve zany?Midika inona ny tsy fisian'izany eo @ mpivady.
novalian'i xxx ny 05/05/2007 17:35
2. fasaly ( 12/02/2007 18:03)
:roll::roll::roll:amiko ny tsoda dia marika na fanehoana ny fitiavana, raha tena tia an'ilay olona dia mandeha ho azy fa tsy frocéna:P
ié! raha amiko manoakana dia mitàna toerana fa tsy voatery ho lehibe kan! hihihih raha mbola misy ny tsoda eo am couple de mbola misy fitiavana fa raha tsy misy de hafahafa efa matsatso izany:P
3. Fiffi ( 12/02/2007 23:06)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0010.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0012.gif[/IMG]
4. andry08 ( 12/02/2007 23:08)
Tena mi-colle be mihintsy an!
5. Fiffi ( 12/02/2007 23:10)
ka zany no hatao hoe tsôda koh ! fa raha tena mifankatia de io zany no hatao koh !
6. patrick2002 ( 13/02/2007 02:34)
Ny tsoda lesy dia midika hoe: je te partage le " ca sent mauvais" :roll:
Izany hoe ny maimbo lasa manitra ,ny matsatso manjary mamy,:-D:-D
7. fasaly ( 13/02/2007 06:39)
:-D
8. diamondra27 ( 13/02/2007 08:04)
[img=http://img46.imageshack.us/img46/2186/biz4zg0.gif]

jereo tsara dia ho fantanao we midika inona le izy.

9. diamondra27 ( 13/02/2007 08:06)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img161.imageshack.us/img161/9990/biz4af5.gif[/IMG][/URL]

mitady tsy hivoaka ilay fa somary saro-kenatra ngamba ry zalahy :lol:
10. diamondra27 ( 13/02/2007 08:08)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img125.imageshack.us/img125/6699/biz3iu7.gif[/IMG][/URL]
11. xxx ( 13/02/2007 08:23)
De aona raha maimbo izay ny vavany le tsodàna ? :wink:
12. andry08 ( 13/02/2007 12:10)
dia misotro ny rano tsy tiana koh!:-D:-D
13. booboo ( 13/02/2007 12:31)
:-D:-D:-D
14. fasaly ( 13/02/2007 13:05)
xxx:

De aona raha maimbo izay ny vavany le tsodàna ? :wink:



tsy lasa kosa klou e! aleo mody varimbarina any rehetra any ;-):°)


15. hertix ( 13/02/2007 19:33)
Zany kosa v d mba fitiavana? Ra tia mihinana tongolo gasy zany le olona na nanadino niborosy nify d odiana fanina ve?!!:roll: ... sa aiza le any rehetra any odiana varimbarina?
16. fasaly ( 13/02/2007 19:44)
hetixl tena tsy lasa kozy e! fangah kosa tsy mba afaka mioborosy nify kely mba hampa fresh fresh anlay fofona:wink: njinja io tongolo gasy io an! tena mateza fofona be mitsy! de soloina zvtra hafa lay tsoda any ambava refa otrzay kou! tsorina aminy fotsiny hoe tena misy fofona tongolo gasy, tsy aleo ve izay toy izay midegoba ao ambavany ao:-P
17. ratonga ( 15/02/2007 10:36)
=))=))=))=))
18. fasaly ( 15/02/2007 11:42)
8)in njay no maha tapa tsinay an'i ratonga????:roll::-D:-D:-D:-D:-D


hertix: refa tsy mihinana tongolo gasy izy dia oena ny tsoda maharitra e! fa rehefa mihinana de tsy asina tsoda kely klou, fa tsy hoe tsy fitiavana fa lay fofona kosa tsy midina mitsy e!:-D
19. xxx ( 16/02/2007 12:17)
De tena mahatsiaro tsy mahazo fy mitsy ngeh refa misy fofona izay le vava e! izy tena mba makafy be ery,za indray hihinana be sy hanokatra be somary mihemotra kely ihany , manahirana be ihany nefa ny hiteny hoe : misy fofona ngeh ny vavanao malala e! 1 sy fotsy ny domy dia tena mampanahirana ihany e! misy ngeh ny sasany na dia tsy mihinana tongolo gasy aza dia misy fofona fona izay , asa na inona no mahafaka an'ireny? Ny tsoda nefa no mba sakafo akaiky indrindra eo amin'ny fitiavana ka raha somary hanidy vava ianao indraindray hanahirana ihany .:D:o:-P:-D:-D
20. xxx ( 16/02/2007 12:49)
asaiovo miborosy nify lalina izy eo alohan'ny tsôda, ary avy eo rehefa tsy afaka dia asaivo mitsako tic-tac fa vendrana be ilay maimbo vava klé!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7618