Tsôda
41. ratonga
(
21/02/2007 21:24)
ay mou tary ambadika tary iny:oops:vraky bé kou lé resaka dé hita tsony @ farany:-D:-D:-D
42. fasaly
(
21/02/2007 21:38)
:-D:-D:-D mila trenemà kely toi ry ratonga fa tsy lasa zany:?:-D:-D:-D:-D
fa tena tsy lasa kosa aloha lay hoe tsy misy tsoda zany raha mpifakatia e!:?
fa tena tsy lasa kosa aloha lay hoe tsy misy tsoda zany raha mpifakatia e!:?
43. wooda
(
22/02/2007 02:27)
Rien que pour ma belle (l)(l)(l): :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
Tena tsy antonona intsony!
C'est comme ça qu'elle a ravi mon coeur avec 1 :* de zay!
Tena tsy antonona intsony!
C'est comme ça qu'elle a ravi mon coeur avec 1 :* de zay!
44. fasaly
(
22/02/2007 12:44)
gay gay gay gay! raikitra koa ato ny tsoda party:roll: fa iza ilay ma belle nao ry wooda????:roll::lol:
49. wooda
(
22/02/2007 18:26)
fasaly:
gay gay gay gay! raikitra koa ato ny tsoda party:roll: fa iza ilay ma belle nao ry wooda????:roll::lol:
eh eh, ma belle(l)(l)(l), c'est celle qui me fait vibrer d'un seul regard!:}:}:}
Fa mbola tsy nandalo t@ lohako aloha hoe izany tongolo gasy sns sns lazainareo ato izany eh!
Rehefa mahay manaja ny namanareo fotsiny no tena zava-dehibe! lol (brosseo ny nify sy ny vava raha tsapanareo hoe maimbo tongolo gasy :-D:-D:-D)
50. ratonga
(
22/02/2007 21:19)
akamatatra vé ma belle sa http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=Belle
51. wooda
(
22/02/2007 22:18)
ratonga:
akamatatra vé ma belle sa http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=Belle
:?::?::?:
Tsy marina! :-D:-D:-D
Tsy noteneniko fotsiny sao de hangalarinareo ato :wink:
Ma belle est unique(l), fa tsy ilay nasehonao t@ko!
Raha efa bebe angamba ny taonako de mety izy le izy! lol
Tsoda ve? na arivo na firy de m'lay foana miaraka @lay olo tiako (Fa mibrosse nify sy vava aloha rehefa mahatsapa fa maimbo vava ho marika ny fanajako azy! :-D:-D:-D )
52. xxx
(
24/02/2007 09:09)
wooda: kou raha tsy nare orery no mahay mi borosy nify sy mahalala fahadiovana:roll::wink:
53. xxx
(
24/02/2007 09:10)
wooda: kou raha tsy ianao irerny no manana "ma belle" ko hoe sao hangalrinareo eto:evil:
54. baw
(
24/02/2007 11:53)
wooda>anga misy mangalatra "ma belle" eto? zay zany tsisy hangalatra fa tsy mba "belle" ka
58. hertix
(
28/02/2007 20:11)
ary nareo v efa nanandrana tsôda parfumé (@ le tsara fa tsy tongolo gasy an!)...?? ohatra hoe au chocolat, coco, vanille, yaourt, fraise, letchis, banane ...:*:* sa d nature foana!!!!:-D:-D:-D:-D
59. wooda
(
01/03/2007 01:06)
xxx:
wooda: kou raha tsy nare orery no mahay mi borosy nify sy mahalala fahadiovana:roll::wink:
Rehefa mahatsapa tena ianao fa tsy noterena, sady hoy aho hoe "ho marika ny fanajako azy" asa raha mazava!
xxx:
wooda: kou raha tsy ianao irerny no manana "ma belle" ko hoe sao hangalrinareo eto:evil:
Fivazivazina izany, rehefa mafy ny béton tsy misy ny hatahorana hoe hisy hangalatra!
Sady ny olo tianao tsy maintsy misy foana ny mahatsara sy ny maharatsy azy. Anjaranao indray avy eo mandanjalanja ny hampamafy izany fitiavana izany raha toa ka maharisika!
Hevitro manokana izany, isika rehetra tsy voatery hitovy foana fa matoa izaho nahasahy nanoratra eto dia hampiseho anareo izany hoe fitiavana izany! Ny tsoda dia marika anankiray hisaorako an'ilay nisafidy ahy. Maro ireo nandalo fa anankiray ihany no nisafidianany dia izaho. Tsy haiko izay hiseho rahampitso fa ny manka fy ny androany no ataoko.Ary izany dia hisaorako an'Andriamanitra, asa izay hevitrareo aloha...
Mandalo ihany isika rehetra eto...
60. bibiango
(
03/03/2007 22:17)
Famintinana matotra: TSÔDA=
Tambitamby an-dela
Safosafom-bava
Orokoroka maharitra
Dongidongin'olon-2
Aingam-pitiavana
(dia vakio mitsangana hatrany ambony @ izay ny voalohan-tsoratra, dia hanome le mahatonga ny adihv, okay)
Tambitamby an-dela
Safosafom-bava
Orokoroka maharitra
Dongidongin'olon-2
Aingam-pitiavana
(dia vakio mitsangana hatrany ambony @ izay ny voalohan-tsoratra, dia hanome le mahatonga ny adihv, okay)