Liste des messages

Liste des messages, inserés par rakotoline, par ordre de date
rakotoline ( 23/08/2009 10:21)
hono a
ratoa v misy mpivady hanao divorce nefa rangaha tsy manaiky dia mety vite iany vé,aty frantsa io,ary marina vé zay malala fa makany any notaire dia vita,ary ny momban'ny annulation dr mariage,ahoana... suite
répondu par jesuisla le 17/01/2012 17:50
rakotoline ( 11/01/2009 07:25)
goutte
manao ahoana daholo tsy aiko na efa nivaoka teto ny momban'io fa mba te halala hoe misy rano v io aretina io ary toy ny taolana mipika v,fa simple curiosité satria hoe tena marary bé hono izy io,r... suite
répondu par rakotoline le 16/01/2009 17:23
rakotoline ( 01/01/2009 11:36)
taona vao
miarahaba ny rehetra tsirairy tratin'ny,hitondra soa ho any rehetra anie ity taona ity ary ho ela velona daolo e,hitohy hatrany ny firaisan_kina sy fifanapiana,biz dol (l) :-* ... suite
répondu par Fiffi le 02/01/2009 14:07
rakotoline ( 06/09/2008 08:36)
proxenete
salama daolo lasa saina aho ny mpivarotena any amin-tsika vé misy proxenete sa garde corps no miaraka aminy,misaotra (l) ... suite
répondu par xxx le 07/09/2008 10:16
rakotoline ( 07/06/2008 09:47)
mila vonjy e
:idea: salama dol zareo a,misy havako iray any dago,mikasa hanao stage any nouvelle-caledonie,na noumea ,efa misy ny stage fa lafo bé ny hebergement sao sendra misy aminareo afaka manoro toerana hip... suite
répondu par rakotoline le 08/06/2008 10:04
rakotoline ( 11/05/2008 12:38)
mety v
(l) misy vé ary mety raha lehilahy iray manambady efatra ,ny vadiny voalohany nisarahany tsy vita divorce nefa efatra ny isan'ny vadiny ary sivy amin'ny folo na dimy ambifolo ny isan'ireo zanany ami... suite
répondu par rebeccaF le 13/05/2008 16:12
rakotoline ( 20/04/2008 05:59)
adivory
:( miarahaba ny rehetra na ela aza noho ny andraikitra maro, misy mahalasa saina ahy ka sao mba pmisy mahalala ny tantara momban'ny adivory,misy milaza fa ny mpanjaka taloha no mipetraka amin'iireny ... suite
répondu par Zomahenina le 24/10/2013 09:34
rakotoline ( 19/07/2007 11:42)
vola
bjr dol,tsy tokony ho eto angamba ty resaka ty fa nataoko iany fa lasa saina aho hoe,ra-olona mipetraka any dago vé afaka manana compte-mbola any france ohatra hoe,banque-postale,credit-lyonnais dia ... suite
répondu par mandrindra le 20/07/2007 06:47
rakotoline ( 08/04/2007 11:11)
nenylava
(l)tratrin'ny paska daolo ry zareo e,nenilava hono efa maty dia velona indray asa rénareo vé io,ahoana no tsy natao toy rasalama etc,sy cinema na documentaire,misaotra,mahagaga!:!:... suite
répondu par tamberina le 09/05/2007 16:21
rakotoline ( 06/03/2007 17:44)
tantsaha(tambanivohitra)
:roll:salama daolo e,tonga indray ary ny fanontanina indrindra amin'ireo am-pita sy an-tanim-pandrosoana,moa vé hilaina ny tantsaha na ny tambanivohitra hoy ianareo sa dia tsara daolo ny vahoaka rah... suite
répondu par soanja le 15/03/2007 01:15
rakotoline ( 13/02/2007 12:02)
saropiaro
:Dsali dol,ahoana ny hevitrareo ùoùban'ny olona saropiaro,tsy fialonana vé ny dikany,tsy aleo vé,andeha amin'ny alehany ny olona dia mitsara zay ataony,toa hoe jalousie=maladie,misaotra:idea:... suite
répondu par xxx le 16/03/2007 14:32
rakotoline ( 09/10/2006 17:57)
Mba mailo daolo e
salama daolo.no izao zava-misy any dago izao dia tokony hifanipy afatra isika tsirairay avy mba hisorohana ny korotana eo amin'ny samy gasy satria resaka politika io ary tsy ny samy gasy no tokony hif... suite
répondu par Fiffi le 03/11/2006 18:32
rakotoline ( 08/10/2006 11:02)
fianakaviana
ahoana ny hevitrareo eo amin'ny rivalité entre cousin-cousine mba misy mifanejika vé ny havanareo;misaotra ary ny cousine germaine mihintsy a.Misaotra mialoha.:... suite
répondu par Fiffi le 08/11/2006 16:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077