hono a

1. rakotoline ( 23/08/2009 10:21)
ratoa v misy mpivady hanao divorce nefa rangaha tsy manaiky dia mety vite iany vé,aty frantsa io,ary marina vé zay malala fa makany any notaire dia vita,ary ny momban'ny annulation dr mariage,ahoana,misy olona tratra io dia mba mila hevitra zay mahalala,misaotra mialoa fa mapalaelo ilay olona (l)
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 17:50
2. roxanaha ( 23/08/2009 16:41)
rakotoline:

ratoa v misy mpivady hanao divorce nefa rangaha tsy manaiky dia mety vite iany vé,aty frantsa io,ary marina vé zay malala fa makany any notaire dia vita,ary ny momban'ny annulation dr mariage,ahoana,misy olona tratra io dia mba mila hevitra zay mahalala,misaotra mialoa fa mapalaelo ilay olona (l)


Raha ny fantatro dia tantara be raha vao misy ray tsy manaiky, mila maka avocat ray ray avy zareo. Ny avocat ndramatoa avy eo mangataka aide juridictionnelle. Ny hoe makany @ notaire dia vita.....tsy mitombina io. Annulation de mariage ve no tianao tenenina? f'angaha moa tsy divorce ihany ny annulation na dissolution du mariage??!!!
Mirary soa
3. rakotoline ( 23/08/2009 17:01)
toa hoe loi vaovao hono makany notaire io,fa zay ndrindra no anotaniako azy,misaotra ary toa tsy mitovy hono ny fandehany asa :!:
4. narivony ( 23/08/2009 17:47)
Tamin'ny 2005 no niova be mihitsy ny lalana momba ny divorce frantsay. Na tsymanaiky hisaraka aza ny anakiray amin'ny mpivady, raha manome porofo ry iray tia hisaraka fa efa 2 taona no tsy mifandray ary tampaka tanteraka ny fiainana iombonan'ny roa tonta dia tsimaintsy manapaka ny divorce ny mpitsara.
Ny tena aingana dia ny divorce ifanarahana, indr-1 mihaona amin'ny mpitsara dia vita, nefa tandremo koa fa tsimaintsy manambara ny mpivady fa efa nifanaraka tsara tamin'ny mombamomba ny fisarahana : fizarana fananana, ny fitaizana ny ankizy, ary manaiky tsara tsy manakiana ny fifanarahana rehetra eo anoloan'ny mpitsara vao mety ho vita ny divorce.
Ny divorce pour faute, sns dia tsy dia niova loatra.
ambangovangony ihany no azoko lazaina fa manatona maison de justice na avocat.
5. jesuisla ( 17/01/2012 17:50)
Misy ve mpivady tsy vita soratra azo lazaina hoe mpivady. Misy v mpivady tsy vita soratra mangataka divorce. FA TENA MISY KOSA TSY MPIVADY, NEFA VITA SORATRA.ARY SENDRA ZANY AHO. NANGATAKA NY HO SORATANA AMIKO NY VEHIVAVY 1 VAHINY. Mba ahafahany mipetraka eto fotsiny, sy mampiasa vola eto fotsiny.
Ny zavatra diso, tsy marina, tsy mendrika ihany no tsy azo atao. Porofoy fa mety @minareo ny divorce, fa tonga d resy lahatra ny mpitsara. (tena vaky saina fona aho, raha mitohy izao d ho lasa adala aho, mangataka divorce aho noho ny zoako, sao d maty eo aho. ARY D POROFOY E)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1317