vola

1. rakotoline ( 19/07/2007 11:42)
bjr dol,tsy tokony ho eto angamba ty resaka ty fa nataoko iany fa lasa saina aho hoe,ra-olona mipetraka any dago vé afaka manana compte-mbola any france ohatra hoe,banque-postale,credit-lyonnais dia hanaiky izany vé ny vazaha,hoy nareo,misaotra
2. lapino ( 19/07/2007 12:36)
ko tsy tokony ho afaka ve ?
3. miarina ( 19/07/2007 12:37)
afaka ka
4. princesseN ( 19/07/2007 13:00)
aôna moa no tsy tokony ho afaka!
5. sechat ( 19/07/2007 13:22)
Mety en principe.
Fa rehefa tena jerena, araka2 ny banky ihany io. Ny ankabeazany aloha tsy maintsy tonga aty sady misy carte de séjour vao afaka manokatra (Tsy haiko aloha raha efa niova)
Moramora kokoa ngamba amle banky sady misy filiale Dago sy France ireny (oh, BNP na Société Générale).
6. rakotoline ( 19/07/2007 16:10)
:idea:arakarakin'ny compte tokoa angamba satria zareo vé dia andefa ny relévé de compte nao dans un pays étranger,lafo ny timbre ,risque iany ko ny ttsy sao very na afaka mijey âr internet aza ratoa mila ny présence ilay olona,toa sarotra e,na misy carte visa etc,aza,io no malasa saina ahy ratsy hoe ilay teninao angamba hoe,mila carte de séjour zareo,misaotra ,asa!
7. ikaretsaka ( 20/07/2007 00:02)
misy ka...
ny banque suisse ohatra dia avy eo alefany any aminao mihitsy ny releve..
fa marina koa aloha io mila carte de sejour io e
8. ikaretsaka ( 20/07/2007 00:03)
fa azo atao koa ny manao partenariat na compte jointe amin'olona (vazaha ohatra) dia avy eo afindra amin'ny anaranao ilay compte!
9. niryna ( 20/07/2007 03:26)
rakotoline:

bjr dol,tsy tokony ho eto angamba ty resaka ty fa nataoko iany fa lasa saina aho hoe,ra-olona mipetraka any dago vé afaka manana compte-mbola any france ohatra hoe,banque-postale,credit-lyonnais dia hanaiky izany vé ny vazaha,hoy nareo,misaotra

Ka raha ny filazan'ny olona toa hoe nanondrana vola ny mpitondra fahiny hono :roll: tsy midika ve fa manana kaonty any izy izany?

10. diamondra27 ( 20/07/2007 05:44)
refa manokatra konty demila papiers maro ilain'ny banky.
Anananao ve reo taratasy reo?
Raha eny de mety zany
11. mandrindra ( 20/07/2007 06:47)
afaka manokatra konty aty ivelany raha toa ka mipetraka any madagasikara. misy ireny karazana konty antsoina hoe international ireny, ho andry zalahy be saosy aloha ilay izy satria mavesatra ihany ny frais de gestion e. raisiko ohatra ny BNP, misy branche antsoina hoe BNPI (international), dia afaka manokatra konty ao daholo (rehefa be sôsy) na aiza na aiza toerana fonenany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0624