fianakaviana

1. rakotoline ( 08/10/2006 11:02)
ahoana ny hevitrareo eo amin'ny rivalité entre cousin-cousine mba misy mifanejika vé ny havanareo;misaotra ary ny cousine germaine mihintsy a.Misaotra mialoha.:
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 16:43
2. Fiffi ( 08/10/2006 13:42)
lavitrin'ny cousin sy ny cousine ka tsy tsy mahafantatra eh!
3. era ( 08/10/2006 20:20)
angamba io araka izay fitaizana nomen'ilay ray aman-dreny mpiray tampo ny zanany ihany, rehefa hita taratra ao anatin'izany fitaizana izany ny fifaninana amin'ilay mpiray tampo amin'ny tena dia tsy maintsy mifanenjika ny ankizy aty aoriana.
4. Fiffi ( 08/10/2006 21:21)
angamba ! fa misy kosa aloha ny cousin sy ny cousine tena mahay mifandray be mihintsy an! indrindra fa rehefa tsy misy intsony ny RAD !
Ary ny Malagasy ange mbola mahazatra azy foana ny fanaovana fivoriam-pianakaviana an! tena mahafinaritra be io !
5. ninih ( 09/10/2006 07:51)
tsyazo lavina koa ny fisian' ny ady sy fialonana kah! indrindra moa ka samy hafa izay ny fari-piainana eo @ fianakaviana roa tonta. misytena mahavita zava-doza mintsy. fa tsisy otran' ny mifankatia ihany e! mirindra foana izay hatao.
6. tisera ( 09/10/2006 10:48)
ao anatin'ny fianakaviana iray tsy ilaozan'ny fahasamihafana raha ny fahefa-mividy sy ny fomba fiaina andavanandro fotsiny : ny iray tampo aza anie vao kely dia efa misy lasalasa kokoa noho ny hafa na taratara kokoa noho ny hafa é! raha fifaninanana masina no ezahina apetraka dieny mbola kely dia tsy maninona fa raha mivadika fialonana dia mampalahelo ; izaho manokana aloha dia "fière" @ ireo havako akaiky izay tena tafita be ara-pivelomana é! na izany aza aho tsy manao tsinontsinona ireo iray tampo hafa amiko izay tena sahirana any dago na dia manana ny asany aza. Ny fiainana koa ange kodiaran-tsarety ka mihodikodina eo é! izay sahirana anio mety ho lafatra rahampitso dia vice versa.
7. Fiffi ( 09/10/2006 10:51)
ninih: marina akia zany an! mampahatsiaro ahy le hira hoe "mifankatiava hiany , raha mbola velona aina , tsy misy toy izany , no mampifaly saina" :)
8. mandrindra ( 10/10/2006 08:52)
lalànan'ny firahamonina ny fisian'ny fialonana sy ny fifaninana. na fianankaviana izany, na mpiray tanana, na mpiara-miasa dia ahitana an'ireo daholo. ny fitantana azy tsy hiteraka disadisa sy ady no tokony himasoana.
9. ninih ( 10/10/2006 09:09)
izao koa e! izany hoe fianakaviana izany anie misy fifandraisana foana e, aleo modiana tsy hita izany rivalité izany fa marina le hoe "mifankatiava ihany ...". rava eo daolo izay hevi-dratsy @ izay. :-*
10. Fiffi ( 14/10/2006 14:49)
de ho ravan'ny fifankatiavana ! :)
11. ninih ( 16/10/2006 08:43)
izany mintsy ane hoa e!
12. Fiffi ( 16/10/2006 17:28)
mahery ange io fifankatiavana io an! :)
13. ninih ( 17/10/2006 15:51)
mahery izy kah! :-D
14. boubounezy ( 17/10/2006 17:52)
zany rivalité zany tsy maintsy misy fona na oull iza na oull iza fa mandaiga zé sa miteny @ cristal fa tsisy zany satsy njy tsy cousine njy ary ny cousinjy tsy ho njy mintsy ka ny ma tiko lazaina tsisy malala y mahazo anjy fa mieza kely ho o @ toerany ra izy no itanjy tsy ty anjy ary ra njy kou no somary mialona azy jereo ny tenanjy dé mipetra iany kou @ toerany dé ho ainjy ny mandefitra @ dé resao kou izy @ zay tsy zakanjy fa miravina wazy ny fiavanana. tsy maintsy misy ny olana @ fiavanana ary tsy ho afaka @ ollmball zany fa zé toro(l)ony no mpamosavy ka mino za fa njy tsy ho mansavy zany:-*
15. ninih ( 18/10/2006 15:35)
zao kosa aloha e! nany mpiraitampo aza tsy mitovy fa raha izany no vohizina de mipotra ho azy fifampirafesana. fa aleo de ny fihavanana no itondrana ny fiainana.
16. Fiffi ( 19/10/2006 06:32)
ny fihavanana , ny fifankatiavana , ny finoana !
17. ninih ( 19/10/2006 09:32)
3F io aloha tena ilaina @ fianana retra fa tsy fianakivana ihany e! :)
18. Fiffi ( 20/10/2006 05:32)
eka ozy :):-*
19. ninih ( 20/10/2006 15:58)
Fiffi::-*
20. Fiffi ( 20/10/2006 16:14)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3901