fianakaviana

21. ninih ( 23/10/2006 16:14)
nefa toa otrany hoe sarotra tanterahina ireo refa tena dinihina satria ny 1/1 samy manana ny heviny
22. Fiffi ( 24/10/2006 09:14)
heu...mbola dinika nataon'i rakotoline hiany izy ity nefa zany izy efa tsy hita intsony ! tsy mba fantatra na mba nahavaly ny zavatra nolazainy na tsia fa de....
23. ninih ( 25/10/2006 15:54)
fa lasa aiza aloha ianao rakoto a!
24. rakotoline ( 01/11/2006 17:20)
fa lasa aiza aloha ianao rakoto a!
8-)salama daolo ry zareo a, tena mbola niandry ny valin-teninareo aho hatr'izay fa tena misy ho diniana tsara e,tena impec ny ady-hevitra nataon-tsika e, bravo à tous,ary ahoana indray ary ny hevitrareo eo amin'ny adin-tsaina ny olobelona indrindra ny vaza ,tsika gasy tsy mba mapiasa ny karazana psy,tsara vé io,misaotra8


25. Fiffi ( 01/11/2006 17:26)
adin-tsaina mikasika @ inona zany ? satria bdb ange ny hatao hoe adin-tsaina eh !
26. rakotoline ( 01/11/2006 21:04)
[quote=Fiffi]
adin-tsaina mikasika @ inona zany ? satria bdb ange ny hatao hoe adin-tsaina eh !
fanontanina tsara fipetraka, oh.adin'ny mpivady,resa-bola,resaka asa sy mpiara-miasa-karazana holana daolo izany,ny tsapako mantsy dia isika malagasy dia mafy saina tokoa nefa ny sasany toa mila psy hono vao mety.Izaho aloa dia efa 4ny zafikeliko ka dia gaga aho mandré izany psy izany e,misaotra.


27. Fiffi ( 01/11/2006 21:16)
rakotoline: tsy misy hotovizany @ vazaha mihintsy isika gasy eh ? ny vazaha de zay ! raha vao misy olana kely ry zareo de ny hijerevana psy no hatao matotra ao an-doha fa tsy mba mivaky loha hitady vaha-olana !
Isika gasy indray de mitady lalana foana ary tsy mijanona raha tsy afa-po eh ? :)
28. andry08 ( 01/11/2006 21:19)
sady ny psy anie tsy dia toa tsy nisy firy izany tany dago taloha fa izao aloha no tsy fantatro.
Betsaka ny zavatra tantin'ny malagasy noho ny vazaha.
29. Fiffi ( 01/11/2006 21:30)
sady hatahoran'ny olona koh zany hoe andeha hijery psy zany ! asa maninona re eh ?
30. andry08 ( 01/11/2006 21:38)
Sao dia ho lazain'ny olona hoe adala no mampatahotra azy."La peur de l'inconnu" koa angamba.
31. Fiffi ( 01/11/2006 21:46)
possible ! fa juste le teny hoe psy mihintsy no tena hatahorany kah ! sa ve hoe zay mijery psy de adala zany ?
32. andry08 ( 01/11/2006 21:57)
Na ny vazaha aza anie dia misy tena matahotra ny resaka psy io e! Mahamenatra hono.Tsy hoe adala ny mandeha any @ psy fa par pudeur hoe tsy azo tantaraina @ olon-kafa ny olana fa mety ho voavaha ihany ny olana.
33. Fiffi ( 02/11/2006 07:14)
nefa ny psychologue sy ny psychiatre tena tsy misy hitovizany mihintsy , na eo @ zavatra hataony zany na eo @ fomba fiasany ! saingy raha vao resaka hoe psy de hatahorana !
34. andry08 ( 02/11/2006 12:00)
tena marina io fa tsy fantany angamba
35. Fiffi ( 02/11/2006 21:56)
fa tena mafy loha tokoa ve isika Malagasy ?
36. rakotoline ( 03/11/2006 05:55)
[quote=Fiffi]
fa tena mafy loha tokoa ve isika Malagasy ?
:x Isika mafy saina fa tsy mafy loha, jereo fontsiny ireo vahoaka tsy mandady arona sahirana isan'andro ireo vé mila psy izany,tsy maintsy mafy saina e,ny fandiniako azy dia nisy nanomé valiny hoe,ry zareo vaza ramisy holana kely dia tsy hivaky loa fa tonga dia psy,na koa hoe tokan-trano dia afenina fa tsy avoaka ny holana fa afenina, izay tokoa angamba ny marina,ary isika tsy hitovy a vaza mihitsy koa hoy ny sasany,mandinika ireo 4mis any an-tsika ao ireo vé mila psy zany?toa tsia angamba e


37. Fiffi ( 03/11/2006 06:34)
rakotoline: marina aloha zany lazainao zany an ! fa ao koa ny hoe tsy fananam-bola hijerevana psy raha toa ka misy anilana an'zany ! fa matanja-tsaina ny gasy kah ! :)
38. prime ( 03/11/2006 10:10)
oufffffff... izay vao voavaky... kay zà mbola tsy nandalo teto mihitsy...
rakotoline> cousin cousin cousine... cousin cousin cousine... toa misy hira ohatr'izay an... sega sega kely zay... hihihihi
ny gasy raha mankany @ psy mety ilay psy indray no tsaboina rehefa avy eo...:°)
39. Fiffi ( 03/11/2006 10:17)
tara train indray prime ! :)
40. prime ( 08/11/2006 13:52)
indrisy fa tara lamasinina fa zao fotsiny... rehefa miverina le lamasinina d lasa lohany njay ny farany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1796