MAP
1. diamondra27
(
13/02/2007 07:57)
toa misy boky kely tokoa izy io hoe,
dia aiza no hahazoana azy?
Iza no afaka manana azy?
Inona ny conditions?
dia aiza no hahazoana azy?
Iza no afaka manana azy?
Inona ny conditions?
répondu par fijo le 14/02/2007 23:13
4. diamondra27
(
13/02/2007 14:02)
fiffi: ye , misy akia a! ndao mba haka fa sao dia tara :lol:
ravatoranto: milay kosa zany, de taiza no nahitan'ise azy sy nahazoan'ise azy?
manana dia tsy mizara an!:wink:
mila makany dago ve vao mahazo an'io ?;-)
ravatoranto: milay kosa zany, de taiza no nahitan'ise azy sy nahazoan'ise azy?
manana dia tsy mizara an!:wink:
mila makany dago ve vao mahazo an'io ?;-)
6. kitjo
(
13/02/2007 18:58)
Hhmmm
Za koa manana ireo dikanteny 3 satria taty Singapour lay izy no n'imprimer-na dia t@ nandefa azy tany Dago mba naka za :)
tsy haiko ny fomba ahazoana azy aloha e..@site governemanta ve tsy misy en pdf?
na dikanteny inona ny tiandry d scanner-ko d ataoko anaty Tahirintsary...

8. rabaradaka
(
14/02/2007 05:56)
Ny MAP dia ao amin'ny présidence no mangataka. Ingahy Nivohasina raha fantatrareo izay chief of staff vaovao iresahana. tandrema fa MAPivaha io raha tsy hay tsara ny mandinika azy an
9. tenagasy
(
14/02/2007 12:00)
Mankamamy e!
Ho an'izay tsy mbola nahita ary dia indro: http://www.madagascar.gov.mg/MAP/
Misy dika telo ao raha tsy diso aho.
Dia mazotoa mandinika sy mampihatra ary e!
Mirary soa!
Ho an'izay tsy mbola nahita ary dia indro: http://www.madagascar.gov.mg/MAP/
Misy dika telo ao raha tsy diso aho.
Dia mazotoa mandinika sy mampihatra ary e!
Mirary soa!
10. tenagasy
(
14/02/2007 12:04)
Jereo ery ankavanana ambony misy ireo bokotra telo mandrohy anao @ izay teny tianao hamakiana azy.
11. salopard
(
14/02/2007 12:56)
j'ai 3 versions de ce MAPtahikapa , et je m'en sers pour me torcher le cul
13. diamondra27
(
14/02/2007 15:57)
ary nisy nahita sopapa izy izany an!
salopard: tena maloto be ngah le derrièren'i toi :oops::oops:
misaotra an'ilay namana nanome hevitra @ fahazoana ilay MAP
:-*
salopard: tena maloto be ngah le derrièren'i toi :oops::oops:
misaotra an'ilay namana nanome hevitra @ fahazoana ilay MAP
:-*