FITIAVANA , SAFIDY

1. xxx ( 13/02/2007 08:40)
"Ny safidy ve manadala" sa "ny fitiavana no mahery" ???? ny fo (l)no sahirana amin'izany !!!asa .... , ny sasany mety hilaza fa ho tia tena raha hisafidy amin'ny anakiray, ny fo nefa tsy mety mionona , "mahery ianao ry FITIAVANA"
Sahirana ihany tokoa ny tena manolona ny safidy eo anatrehany lafim-pitiavana , tsy hay ny fo izay ho raisina raha misy izay ny safidy: hoy ny mpanakanto anakiray izay :"tiko izy e! MALALAKO ,
VADIKO f'efa anjarako"
novalian'i linjo ny 14/02/2007 07:12
2. simplex ( 13/02/2007 09:03)
Zany anie wa e. Tsy le safidy loatra no tena mahasafidy azy satria ra le safidy marina tsy hampisafidy anao izany fa ze efa voasafidy hatrany amboalohany no lasa safidy.
Izy anefa tsy miteny hoe aza misafidy fa safidio zay safidinao, ka izay no tena manahirana azy. Otran'ny hoe tsy manan-tsafidy akory refa tena hanao safidy satria safidy 1 ihany. Ny safidy hisafidy mintsy zany no tsy safidy intsony e. :@
3. pimaso ( 13/02/2007 14:10)
Anjara tandrify ny Fitiavana ka tandremo sao fatra-pifidy ka ho Lany Zara
:roll:
4. booboo ( 13/02/2007 15:09)
raha efa anjara tandrify ve dia mbola ho lany zara ? sa ratsy vintana ? hihihihihi
5. andry08 ( 13/02/2007 15:24)
Ka izay fidinao no tianao, ary ilay tianao no safidinao anie e!
6. Fiffi ( 13/02/2007 16:31)
de rehefa io no safidinao de ataovy hoe anjaranao...
7. pissoa ( 13/02/2007 17:01)
simplex =))=))=))
8. pissoa ( 13/02/2007 17:02)
Oops, tsy le hevitra no nampa- =)) anah fa le "safidy" be da be eo amin'ilay soratra an :oops::-D:-D:-D
9. cutie ( 13/02/2007 17:09)
pissoa
misy s daholo ze vakiana rehetra:-D:-D:-D
10. xxx ( 13/02/2007 20:33)
azo atao koa ny mitia an'ilay safidy nefa tsy anjara no sady mitia an'ilay anjara nefa tsy safidy. @ izay tsy maty antoka @ fitiavana, tsy perdant @ antsoin'i Julio Iglesias @ izay.
11. simplex ( 13/02/2007 20:48)
zany hoe ny fitiavana no lehibe indrindra: http://www.shadowculture.com/wtbr/gif/love.gif
12. Fiffi ( 13/02/2007 21:55)
humm....
13. linjo ( 14/02/2007 07:12)
Sarotra ny fitiavana, ny ahy izao ny tiako tsy anjarako. Fa dia tiaviko ilay anjarako satria tia ahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2852