Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
12/02/2007 16:06)
vehivavy be " rancune "
Mba ahoana ny fomba fiarahan ' ny lehilahy @ ireny sipa rancuniére ireny e ! misy mbandy fantatro manko fa ny vadiny be lolo po be dia vao misy zavatra kely dia vindavida ramatoa ; ahoana no fiarahan...
tohiny
novalian'i latina ny 26/02/2007 07:53
xxx
(
12/02/2007 15:51)
Inona no mahatonga ny zanaka ........
Inona no mahatonga ny zanaka entre 4 à 10 ans lasa any @ rainy daholo ny fitiavany , fa tsy dia mahazo anjara ilay tovovavy ??...
tohiny
novalian'i Mitah ny 28/02/2007 20:07
havotra
(
12/02/2007 15:26)
ianao no tiko hirain'i Melky
salut daholo e!
mba omeo tonokiran'i MELKY LE HOE "IANAO NO TIKO "azafady indrindra e !
tena tiako be io ka mba omeo e !
misaotra mialoha tompoko e ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 11:24
xxx
(
12/02/2007 14:46)
Couple rehefa miady dray dray dray !!!!
Ny iray aminareo mpivady ve mba be rancune rehefa miady ? dia maharitra firy andro ny fiadiavana ; ary rehefa raikitra ve ny ady mbola miara matory sa ahoana ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:56
zandrikely
(
12/02/2007 14:04)
JAOJOBY
andao hijery ilay roi salegy e , gasy ka manja , sady hiarahaba azy tsy maty fo aman'aina , tongava maro hanala azy , hafa ihany ny salegy , zay tsy miala @ salegy ...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 13/02/2007 09:05
xxx
(
12/02/2007 12:13)
Aona ny hevitrao @ ireny cours d'appuie?
Manaohana daholo , aôna ry reto ny hevitrao mikasika ireny cours d'appuie à la formation supérieurs CAES io ( formation au concours inspecteur de douane, magistrat etc,..) tena ilaina ve sa mety ho...
tohiny
novalian'i hary1236 ny 31/03/2007 17:00
hery
(
12/02/2007 12:07)
Ampiasao toa izao ny blaogy.org
Manahoana daholo,
Isika namana rehetra eto amin'ny serasera dia afaka mampiasa ny blaogy.org hametrahantsika ireo zavatra manokana izay tsy tafiditra eto amin'ny forum, na koa tiana hotehirizina ma...
tohiny
novalian'i sitlo ny 14/03/2007 05:30
Elhy
(
12/02/2007 10:55)
Ndriana Ramamonjy: my beautiful
miarahaba an'izay miangaly sy mankafy hira evangelique rehetra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 08:42
andrea
(
12/02/2007 10:25)
mon annif
Dain kou !! akoatran'i watafom sy gloom de adinon'ny mes "namana " ny annif-ko =(( =((..
De za lasa mialina an'i Aino !!! (:-*)..
de mbo omeo biz'oroka de lasa faifaly e !! ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 23/02/2007 14:44
rafano73
(
12/02/2007 08:34)
Love to party
Nisaotra ireo zay tonga fa nafinaritra ny fety fa saingy zao za naka sary maro2 nefa tsy fantatro ny dress mail zay nalaiko d tsy haiko zay atao azy
Za nipetraka teo akaikin'reo groupe d 15 zay nilah...
tohiny
novalian'i rafano73 ny 13/02/2007 07:50
Anyaa
(
12/02/2007 08:19)
Mitady tononkira
Manao ahoana doholo oh?
Mba mangataka tononkiran'ny "Les Adelines" izay mitondra ny lohateny hoe "Dieu de bonté" hoe azafady.
Misaotra mialoha!
Anyaa...
tohiny
latina
(
12/02/2007 07:13)
inona no tena diakan'ny hoe mpamosavy
Nanaraka tantara gasy tamin'ny tvm aho tamin'ny asabotsy alina, resaka pasitera, ody, renin-jaza, dadarabe ary mpamosavy no voaresaka tao. Tany amin'ny faraparan'ny tantara no somary nahavariana ahy, ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2007 06:14
apache
(
12/02/2007 05:38)
mirevy
tamin'ny mbola mpisipa dia navelan-drafotsy nirevy ny tenanay fa izao izahay mivady fa lasa problem be rehefa mba mi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:27
niryna
(
12/02/2007 05:18)
Inona no mety hitranga rehefa tonga amin'izay Kristy?
Rehefa mandalo ny fihomanana ny andro farany, ny fiambesana ,ny ady mahamay ary ny fahatongavan'i kristy dia inona no hitranga aorian'io ?
Vakio ny fanazavana ireo izay nalefako ao amin'ny fampianar...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 12/03/2007 03:06
niryna
(
12/02/2007 02:52)
Inona no tokony atao mba ahatanteraka ilay nofinofy?
Samy manana ny nofinofiny avy ny tsirairay,indraindray zavatra goavana kanefa henjana vao tonga ny ezaka hanatanterahana azy,raha variana eo koa anefa dia lany ny fotoana ka tsy mahavita zavatra.Inona...
tohiny
novalian'i Sosy ny 19/05/2007 14:54
niryna
(
12/02/2007 02:26)
Izay mangina volmn/ny teny mety hanampy na handratra olona.
Mila fidiana ny vava avoaka satria ny vava tsy ambina hono mampidi-doza.Indraindray anefa dia aleo tsy miteny kanefa izany tsy midika fa ho diso ny tena.Noho io vava io dia misy fiantraikany amin'ny m...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 27/02/2007 08:32
bazylou
(
12/02/2007 00:44)
io anie ilay lazaiko hoe
tsy mahatanty fahamarinana ny gasy e!! aiza koa no misy firena iray dia mpomba azy daholo ny vahoaka ary manaraka ny baikony???!! tssssss,
Izay tsy terenareo amin'izay zavatra tianay e!! tano ny le8n...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 06:00
ratonga
(
11/02/2007 23:43)
bônaniversera andrea
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonAnnif05.gif[/img] ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/02/2007 20:43
bazylou
(
11/02/2007 22:40)
mora vidina ny gasy ary
mora aodina koa ny sainy sy ny lohany!! hany ka ny humanitera izao no lamaody fa tsy misy miditra amin'ny tena izy!! na ireo tra-boina 10000 ao tana fotsiny aza dia tsy nisy nandray ny andraikiny ako...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:19
xxx
(
11/02/2007 22:03)
inona tokony atao
Miarahaba antsika rehtra ndray de zao no bleme ry zareo le sipako any Etat_Unis zah eto France de izy manana anitony le green card tony de raha mivady ve zay de mety ho ahona ny fandehany mùety ahazo...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:13
