bônaniversera andrea

1. ratonga ( 11/02/2007 23:43)
novalian'i Fiffi ny 12/02/2007 20:43
2. Fiffi ( 12/02/2007 06:28)
bon annif akia andrea an ! sy ireo namana rehetra zay androany ny annif-hy.....ho tahian'Andriamanitra hatrany ! :-*:-*:-*:-*:-*
3. Stretch ( 12/02/2007 10:22)
:-* (l) :-* (l) :-*
bônannif njy.
de manaôna kou ratonga !
4. andrea ( 12/02/2007 10:33)
ohh merci fa tsy hitako ity fa faly be izaho za mbola mimenomenina ary amin'ny fety sy fihaonana.. Za moa gaga hoe za ve dia ho hadinon 'i fiffi ? :-* .. et biz'oroka be manadala pour Stretch sy ratonga
5. hery ( 12/02/2007 11:11)
Kanefa ity vao t@ alina dia efa teo :-)

Bonaniversera akia ry oups... (Ny Ainga)

Joyeux anniversaire Andrea :-p
6. Ralay ( 12/02/2007 11:24)
Miarahaba ny fitoamboan'ny taona e :-*
7. vale ( 12/02/2007 13:04)
Arahabaina aky indry Andréa a:-*, de tratry ny manaraka mifandimby be de beeeeeee!:wink:
8. Aino ( 12/02/2007 13:09)
:-*:-*:-*bisous mamy be njy.
9. SOBIKA ( 12/02/2007 13:21)
bisous bdb Andrea; efa tsy konetaka tsony fa efa mitsoka labozia njay zao
ho ambininjavamanasatra dia hifanantitra amin'ny fianakaviana :-*
10. Fiffi ( 12/02/2007 13:38)
andrea:
Za moa gaga hoe za ve dia ho hadinon 'i fiffi ? :-* ..
andrea: ça ! jamais !!!! :):-*:-*:-*:-*:-*


11. Fiffi ( 12/02/2007 13:54)
12. andrea ( 12/02/2007 14:01)
Boouhhhh! tsy maintsy mikonetaka ihany ry SOBIKA!
faly be :-* ...vale, je t'adore :-* , fiffi tsy maintsy handeha soirée isika roa de hanao fety be .. t'es mon plus fidèle amie .. bisou, bisou , bisou !!
13. fasaly ( 12/02/2007 14:38)
bonaniff fona fona aky njy a!:-*:-*:-*:-*aza hadino fotriny n y gateau ko :P
14. andry08 ( 12/02/2007 17:04)
Bon anniversaire akia an! Hotahian'Andriamanitra e!
Voeux de bonheur!:-*
15. Fiffi ( 12/02/2007 20:43)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1349