vehivavy be " rancune "
1. xxx
(
12/02/2007 16:06)
Mba ahoana ny fomba fiarahan ' ny lehilahy @ ireny sipa rancuniére ireny e ! misy mbandy fantatro manko fa ny vadiny be lolo po be dia vao misy zavatra kely dia vindavida ramatoa ; ahoana no fiarahana amin ' izy ireny tokoa oa ?
novalian'i latina ny 26/02/2007 07:53
2. booboo
(
12/02/2007 16:18)
reny ve tsy isaka zay sorena kely dia mivoaka tanisaina tsirairay aby ndray ny nahatezitra t@ 100 taona lasa ? ....:^):^):^):^)
3. Ralay
(
12/02/2007 16:32)
Matoa nivady taminy dia mahatanty ny toetrany zany ka mety tsy misy olana aminy fa izy roa ihany no mahalala ny fanafodiny.Antonanio an'io bandy io raha fantatrao.
5. xxx
(
12/02/2007 21:18)
fomban'ny vhv no mananao lolopo ,sao de mba tara aminy kosa ary i xxx? ka mba te handalindalina ny tena azahoana azy ,na koa tsy tiany ianao miaraka @vadiny:lol:
6. xxx
(
13/02/2007 09:05)
o ry ralay sy sipagasy a!! ita mihintsy nareo fa anisan' ilay sipa be rancune a !!! tsarovy fa miaraka @ olona be rancune zany tena mijalijaly , aretina anie io e ! rehefa raikitra ny ady laoka bebe sira no namiampiady lasa tafaresaka ao daholo hoe enao zao taloha ... ny famille nao zao sy zao blablabla sns... dinio anie ny sipa manana fihetsika tahaka izany e !! fa aretina oa ! manimba ny fiaraha monina , tsy dia azo ifaneraserana loatra ; misy kosa anefa ny sipa sasany dia natao modely mihintsy tsara fo ery :*
7. booboo
(
13/02/2007 11:40)
Ralay > hihihihihi niova sexe angaha enao ? sipa be rancune oun hihihihihihihih
8. xxx
(
14/02/2007 10:33)
nizaniza na lhl na vhv misy io daholo ry xxx an .de maka le modely araka ny hitanao ary é ,rancune ve de hanimba ny fiarahamonina ? nenah le olona mitsikera ny tokatranonolona ,sy le mitsara toetran'olona reny no hitako tena manimba ny fiarahamonina
9. fotsy
(
14/02/2007 14:41)
za alou ry reto olona mora teztra fa ts manao lolo-po zany. @ le oe mijery ny fiainanan'ny olona ny vhv mpitondra resaka any @ vady. de zay no ilazana fa mitsikera fiainan'ny olona.
10. xxx
(
15/02/2007 07:05)
za tenaolona faran'izay b ancune b mintsy fa mampijaly io zavatra io! tsy isak'izay sorena de voatanisa ny zavatra talo araka ny tenin'i boobooo, fa refa mahita ilay olona mahasorena ana za d marary fo fona, tena mampijaly io!
11. jhouhlambout
(
15/02/2007 16:38)
:@ Tsy tsara ny mitazona rancune aleo mandefa coup de poing kely dia vita toy izay entina ela be eraky ny tanàna eny... :@
12. xxx
(
16/02/2007 12:36)
olona marary saina , misy tsy mety ao an dohany no tia ady ny vehivavy be rancune izany , faran ' izay ratsy @ caractere e !!:twisted:
13. xxx
(
16/02/2007 12:46)
zah be rancune ary tsy menatra aho satria be ny olona manao ratsy ary mihevitra fa ho hadino ny nataony ! jamais ary ireo no mahatonga ny lehilahy manao ny hataony satria heveriny hoe hadino daholo ny ratsy rehetra nataony! Ny zavtra tsy fantatrareo lehilahy dia ianareo milaza hoe izao sy izao no tianareo,,, ary ny tianay vehivavy mba ahoana????
Il y a tant de choses.... Nefa ianareo nilaza fa tokony ho isty na iroa nefa tsy misy mahatanteraka ny iray akory aza!!!!
Izahay no manadio, izahay no mahandro, izahay no manabe, izahay no manomana ny akanonareo, izahay nomiheritreritra ny rehetra ho anareo ka !!! Ianareo no tena be rancuyne satri ianareo no be fanontaniana fa ny anay vehivavy dia:gratuit! et oui gratuit! miheritrrreta!

15. HESHA
(
16/02/2007 14:42)
ary maninn no manao xxx daholo e? tsy hay tsony i xxx faha-2 sa i xxx faha-5 kle.
Za tsy be rancune, tsy midika zany hoe tsy rancuniere mihitsy fa mba asiana sarangany hoe ty azo adinoina ty tena tsy laitra kosa e.
Na ireo be rancunes aza ve dia tsy mahatsapa hoe mba misy kosa ny tsy raharahiany e, fa mety hoe be koa ny natao azy matoa ...
sans rancune e !:lol::lol::lol:

16. ari.malala
(
16/02/2007 14:53)
xxx:
olona marary saina , misy tsy mety ao an dohany no tia ady ny vehivavy be rancune izany , faran ' izay ratsy @ caractere e !!:twisted:
fa ahoana moa no tonga dia itenenanao an'izany? tsy mety kosa anie ilay atoanao mitsaratsra olona @ tsy antony e!
17. vale
(
18/02/2007 15:51)
xxx:ntsssssss...! tsy mba zah izany ry xxxx...!!
fomban'ny vhv no mananao lolopo ,sao de mba tara aminy kosa ary i xxx? ka mba te handalindalina ny tena azahoana azy ,na koa tsy tiany ianao miaraka @vadiny:lol:
18. vale
(
18/02/2007 15:55)
booboo & hesha: hihihihi...marina...:wink:
xxx faha-2?> heeeuuu...on pardonne hoy ny fitenenana mais on n'oublie jamais, tsy mitovy ny hoe tsy hadino sy ny hoe namela...!!
xxx faha-2?> heeeuuu...on pardonne hoy ny fitenenana mais on n'oublie jamais, tsy mitovy ny hoe tsy hadino sy ny hoe namela...!!
19. vale
(
18/02/2007 16:02)
rancune(amiko)= tsy namela fa tezitra foana, tsy mitovy @ hoe tsaroana foana fa navela:-D:-D :^)
20. soanja
(
25/02/2007 00:26)
xxx:
Mba ahoana ny fomba fiarahan ' ny lehilahy @ ireny sipa rancuniére ireny e ! misy mbandy fantatro manko fa ny vadiny be lolo po be dia vao misy zavatra kely dia vindavida ramatoa ; ahoana no fiarahana amin ' izy ireny tokoa oa ?
Aha mahavarina tokoa. De mbola misy mpitia ve reny?:lol: Raha sambany izy nanao an'izany anao raha sanatria ka sipanao na vadinao izy dia ampianaro azy ny atao hoe fifamelana sy ny fifandeferana ary ny fitiavana ny hafa amin'ny hatsarana sy ny faharatsiana. Dia ho hitany fa any aminao le volamena e.