Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i apache, milahatra araka ny daty
apache ( 26/01/2008 07:40)
driver encad
Ombay mitady pilote imprimante "ENCAD CADJET 3D" windows XP [i](marihina fa niala tato an-trano omaly t@ 12ora izy io ary mbola tsy nody hatramin'izao)[/i]:(:(:cry: Tena serieux rey olona fa mba mi... tohiny
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 07:58
apache ( 21/09/2007 06:04)
tabataba
Inona no ataonao raha ianao no eo @ toerako? misy fianakaviana iray izay miara-monina aminay. Mankaleo be ny zavatra ataon-dry zareo ireo fa be tabataba loatra izy mianakavy. Efa nampiakatra pôlisy ... tohiny
novalian'i xxx ny 01/10/2007 13:41
apache ( 14/07/2007 07:23)
midi
Manahona ôôô!! sao mba misy manana na mahalala logiciel manova fichier midi en wave na mp3 azafady? efa nijery t@net aho fa "demo" daholo ny ankabeazany. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i lapino ny 16/07/2007 08:41
apache ( 21/04/2007 06:17)
hanana amin'zay ny gasy
Tanteraka ihany iny ny fitsapan-kevi-bahoaka. Hihatsara @zay ve zany ny farim-piainan'ny Malagasy?satria nahoana? Ary manomboka rahoviana? Sao mba misy mahalala!?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/05/2007 14:00
apache ( 05/04/2007 06:32)
laoka
sao mba misy manana calendrier'ny laoka mandritra ny herinandro ianareo fa manahirana be le mitady laoka isan'andro. misaotra mialoha! ... tohiny
novalian'i cutie ny 10/04/2007 16:23
apache ( 12/02/2007 05:38)
mirevy
tamin'ny mbola mpisipa dia navelan-drafotsy nirevy ny tenanay fa izao izahay mivady fa lasa problem be rehefa mba mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:27
apache ( 07/10/2006 07:59)
gadra
tao am-pigadrana : - Fa inona lety no naha-bôro an-lah? - Tena tratra nanao vola sandoka lesy an! - F'angah le izy tonga de fantatra hoe sandoka ? - Ka le natao modely mihintsy kay no efa sandoka... tohiny
novalian'i Tenio ny 30/10/2006 15:48
apache ( 30/05/2006 09:45)
efatra
Avy nianatra i litakely, hoy izy tamin'ny dadany : - za ry dada ôtran'ny tsy mahatoky intsony iny prof-nay iny an !!! aiza ve ka omaly izy milaza fa roa ampiana roa mira efatra; androany indray izy ... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2006 06:48
apache ( 30/05/2006 09:35)
reveil
Ny dadany sy ny zanany lahy: - Mba ampindramo an'ilay réveil-n'ialahy iny leisy za fa handeha maraina be rampitso ka matahotra ny ho tara an! - ty e, fa zany hoe indraindray izy ity mandeha fa indr... tohiny
novalian'i sasa ny 01/06/2006 06:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423