driver encad

1. apache ( 26/01/2008 07:40)
Ombay mitady pilote imprimante "ENCAD CADJET 3D" windows XP
(marihina fa niala tato an-trano omaly t@ 12ora izy io ary mbola tsy nody hatramin'izao):(:(:cry:
Tena serieux rey olona fa mba mila an'io driver io aho izay mba manana.
Efa mba nitady t@ net ihany aho fa asain-drizareo mametraka kely vao omeny.
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 07:58
2. comptezo ( 31/01/2008 07:56)
Le pilote imprimente ve alou Gravure sa ina fa tsy azoko eh.:?:
3. comptezo ( 31/01/2008 07:58)
Raha graveur izy de mandehana eto:http://www.commentcama:?rche.net/telecharger/telecharger-186-aspi-drivers Raha tsizany(raha tsy izy io) de azavao tsara le izy.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2193