midi

1. apache ( 14/07/2007 07:23)
Manahona ôôô!!
sao mba misy manana na mahalala logiciel manova fichier midi en wave na mp3 azafady? efa nijery t@net aho fa "demo" daholo ny ankabeazany.
Misaotra mialoha.
répondu par lapino le 16/07/2007 08:41
2. simplex ( 14/07/2007 08:55)

ra linux ny os d: "audacity" no installer-na

d avy eo:
-> project -> import MIDI

Na zany aza tsy hitako ze antony hamadiana MIDI en MP3 l'tia. Iny aza efa maivana be kou atao in ndray...

3. mabloo ( 14/07/2007 21:59)
ataovy am net e!tsy mila miinstaller lojika sady maimaimpoana
www.mediaconvert.com
mazotoa e!
4. mabloo ( 14/07/2007 22:03)
www.media-convert.com
ty le izy fa mialatsiny e! fa tsy izy le teo ambony io e!ity no maimaimpoana !!!
5. apache ( 16/07/2007 05:19)
merci fa tena nety be tamiko le izy e!!!!
6. lapino ( 16/07/2007 07:11)
simplex:
ra linux ny os d: "audacity" no installer-na
ra windoz koa :wink:
7. simplex ( 16/07/2007 08:16)
lap:
ra windoz koa :wink:
zanak'anabavy ve moa d tsy omena :b
8. lapino ( 16/07/2007 08:41)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1228