Love to party
1. rafano73
(
12/02/2007 08:34)
Nisaotra ireo zay tonga fa nafinaritra ny fety fa saingy zao za naka sary maro2 nefa tsy fantatro ny dress mail zay nalaiko d tsy haiko zay atao azy
Za nipetraka teo akaikin'reo groupe d 15 zay nilahatra teo akaikin'ny DJ d ra ohatra k tany ianao d omeo signe aho fa alefako ny sarinao
Za nipetraka teo akaikin'reo groupe d 15 zay nilahatra teo akaikin'ny DJ d ra ohatra k tany ianao d omeo signe aho fa alefako ny sarinao
novalian'i rafano73 ny 13/02/2007 07:50
2. Fiffi
(
12/02/2007 08:55)
le t@ Sabotsy ve io ? tao @ peniche ? kay nareo zany tany an ! :) st valentin lasa aloha ve zany ? hihihi
3. rafano73
(
12/02/2007 12:38)
Fiffi> tany fa tsy nisy valentine oa fa nandihy fotsiny nanal'azy hihi
