Couple rehefa miady dray dray dray !!!!

1. xxx ( 12/02/2007 14:46)
Ny iray aminareo mpivady ve mba be rancune rehefa miady ? dia maharitra firy andro ny fiadiavana ; ary rehefa raikitra ve ny ady mbola miara matory sa ahoana ?
novalian'i fijo ny 16/02/2007 22:56
2. fasaly ( 12/02/2007 14:50)
euhhhhh! maharitra à partir ny herinandro farahafakeliny mivindana foana fa miandry tambatambazana fa zà ndray kalou tsy miala ny terrain zany e!:P:-D:-D:-D:-D:-D
3. olomalaza ( 12/02/2007 15:02)
Arakaraky ny antony niadivana io eh!
oh ra nohaniny ny gateauako efa nampirimiko tsara tanaty frigo d 5 min d miombona ary miaramatory:*:*, fa ra nadonany kousa ny dabako dia sady tsy miara matory no iadivako isan'andro mandra-panolony an'iny.
4. booboo ( 12/02/2007 15:10)
-Tsia
-Tsy mihoatra ny tapak'andro
-Tsisy matory zany eo raha tsy milamina ny raha...te-hanofy ratsy ?
5. fasaly ( 12/02/2007 18:09)
olomalaza: gateau lanin'i vadinao koa ve de asina olana e!:-D tsy atao hasina fandirana akory izany:-P
dia ilay hoe nadonany ny fiara, raha tsy fanahy inina kosa ve de iny no tsy hiarahana matory aminy, izy aza ngamba zao amzany nadona fiara izany tena voadona koa ny sainy.....aza mbo masika e!:wink:
raha hoe nofonany tao dol ny compte en bank angaha hoe de izay:roll:
6. sasa ( 13/02/2007 05:25)
hi hihihi za tsy mbola manambady d tsy mahay hoe mety haharitra firy andro tokoa moa raha miady????
7. fasaly ( 13/02/2007 06:36)
sasa: ka na efa mpisipa maharitsa aza anie mitranga io tranga raika io e!:°):wink::lol:
8. xxx ( 13/02/2007 08:37)
Ny ahy indray ny vadiko mankaleo be rehefa miady fa maharitra 10 jours mahery , be fo izy manao an ' io n ' inona inona ady dia otrizay foana :twisted:
9. sasa ( 13/02/2007 10:24)
fasaly hi hi hi aleo aloha fa vao hitady sipa maharitra za raha izany d jereko eo hoe otran'ny ahoana?
10. xxx ( 13/02/2007 11:20)
za atao maharitra ma jolie an :wink::*:*:*(l)
11. Fiffi ( 13/02/2007 21:55)
raha zao ve tsy aharitra ?
12. olomalaza ( 15/02/2007 07:07)
fasaly
gateau lanin'i vadinao koa ve de asina olana e!


kestion de principe tompoko lé izy, refa miteny zavatra ny vadiko d ataoko antsakany sy andavany ary refa mandrara izy de tanterahiko kou ary ampitiavana azafady an!! ka rariny aho rà toa ka miandry valiny mitovy amin'izay koa ny tenanay.
13. Fiffi ( 15/02/2007 07:26)
couple iza anefa no tsy miady ? amiko aloha de io fiadiana io ilaina satria tsy misy ny tongalafatra....iny avy miady iny indrindra no mahatonga saina avy eo ary vao maika nampitombo le fifankatiavana........
14. andry08 ( 15/02/2007 11:53)
sady rehefa avy eo dia manja ny reconcil!:-w:-w=((
15. Fiffi ( 15/02/2007 12:14)
humm....manja be le izy avy eo an ! hihihihi
16. fijo ( 16/02/2007 22:56)
tano ny terrain fasaly fa ny ady ady ihnay fa ny lalao koa mitohy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3356