io anie ilay lazaiko hoe
1. bazylou
(
12/02/2007 00:44)
tsy mahatanty fahamarinana ny gasy e!! aiza koa no misy firena iray dia mpomba azy daholo ny vahoaka ary manaraka ny baikony???!! tssssss,
Izay tsy terenareo amin'izay zavatra tianay e!! tano ny le8nareo dia tanany koa ny hitanay, ny hevitray
RAha ny mpanohitra no tsy manohitra intsony dia tsy misy ny maha mpanohitra azy!!

novalian'i fijo ny 24/02/2007 06:00
2. Robert
(
12/02/2007 03:51)
Fa raha mpanohitra tsy alehany ohatra @ fifidianana farany teo de tsy ilaina fa vao maika manosika ny vahoaka hifidy an-Dra-8...
4. diamondra27
(
12/02/2007 08:39)
lazao anay hoe: inona aza ianao e! sao dia mba mahasoa ilay fanoharana?
Ny mpanohitra zany de tsy maintsy hanohitra foana ve?
Toaky efa nisy mpanohitra namadika semizy nge e! satria nahatsapa we toa nanana ny rariny ihany lery.
Tohano ny hevitrao dia lazao anay ny antony sy izay projet-nao dia hiarahana mijery e!
Mety hiaraka @ bazylou tampoka aho @zay raha tsy lasa mpanohitra anao.

6. kitjo
(
12/02/2007 09:34)
bazyl> aty misy k!
Aty tsisy mpanohitra...hhmmm sa tsy firenena moa Sigapour? lol
dia ahoana zany le vato 8 nifidy an' i Monja Roindefo tsy efa mpanohitra ve ireny :lol:
enao sy ronaldo et Cie zao dia efa azo isaina @ratsan-tanana ihany koa!

7. bazylou
(
12/02/2007 23:56)
ny anarany aza hoe singa p.. ka inona indray!! singa p angaha anisan'ny g8 ???
10. bazylou
(
17/02/2007 17:06)
izay ao anatin'ny g8 no mandidy , rehefatsy ao dia mbola didina!!:lol::}:}