Izay mangina volmn/ny teny mety hanampy na handratra olona.
1. niryna
(
12/02/2007 02:26)
Mila fidiana ny vava avoaka satria ny vava tsy ambina hono mampidi-doza.Indraindray anefa dia aleo tsy miteny kanefa izany tsy midika fa ho diso ny tena.Noho io vava io dia misy fiantraikany amin'ny manodidina anao. Na ianao manampy olona na mandratra olona noho io vava mamoaka teny io.Ny saina ve no mitondra ny vava avoakany sa ny fo no mitondra azy ka mahatonga ny olona handratra ny hafa?
Toy ny antsy maranitra hono ny teny avoakan'ny vava ka mety andratra fon'olona kanefa koa io vava mamoaka teny io ihany koa dia mety hanampy ny sasany rehefa mahay miresaka sy manoro hevitra ny hafa ianao.
Inona izany no tokony hatao mba tsy handratra ny hafa sy mba hisoroana an'io?

novalian'i boubounezy ny 27/02/2007 08:32
2. barry
(
12/02/2007 08:07)
Matetika ny olona mora tezitra no mamoaka vava mahatezitra ;mamalivaly fahatany sy miampy ny teny ratsy ;mora miady aman'olona @ vava ratsiny sns sns;zany hoe avy ao ampony lay izy; tonga dia mivaoka direct zay tandrifin'ny vavany eo ;
Fa ny olona tsy mora tezitra dia mbola mandalina ny sainy ;zay izy vao miteny:dia io lay antsy maranitra;mahatonga saina sy manoro hevitraary tena manindrona any anaty ny fo sy ny saina any ;dia io lay hoe:tenin'olona hendry;zay zany no mba fahalalako azy e:lol:

3. booboo
(
12/02/2007 15:22)
Inona izany no tokony hatao mba tsy handratra ny hafa sy mba hisoroana an'io?
avadika im-pito ny lela vao miteny, raha mbola tsy miteny dia avadiho ihany, raha mbola tsy mety hatrany dia misotro rano klou dia averina avadika im-pito indray.
Raha mandamoaka zay aby aby zay, dia tsy maninona fa averina indray ;-)
9. niryna
(
13/02/2007 06:25)
barry:
Matetika ny olona mora tezitra no mamoaka vava mahatezitra ;mamalivaly fahatany sy miampy ny teny ratsy ;mora miady aman'olona @ vava ratsiny sns sns;zany hoe avy ao ampony lay izy; tonga dia mivaoka direct zay tandrifin'ny vavany eo ;
Fa ny olona tsy mora tezitra dia mbola mandalina ny sainy ;zay izy vao miteny:dia io lay antsy maranitra;mahatonga saina sy manoro hevitraary tena manindrona any anaty ny fo sy ny saina any ;dia io lay hoe:tenin'olona hendry;zay zany no mba fahalalako azy e:lol:
Ka izay no mahatonga ilay hoe avadiho im-polo ny lela
10. niryna
(
13/02/2007 06:26)
booboo:
Inona izany no tokony hatao mba tsy handratra ny hafa sy mba hisoroana an'io?
avadika im-pito ny lela vao miteny, raha mbola tsy miteny dia avadiho ihany, raha mbola tsy mety hatrany dia misotro rano klou dia averina avadika im-pito indray.
Raha mandamoaka zay aby aby zay, dia tsy maninona fa averina indray ;-)
=))=))=))=))mihoatra ny im-polo mahery indray o;-)
16. xxx
(
21/02/2007 18:48)
[quote=barry]
Izaho koa mahatsapa an'io.
Angamba tokony hisaina daholo izay vao miteny fa tsy izay rehetra ao anaty saina toy ny teneninao eo ambony.
Matetika ny olona mora tezitra no mamoaka vava mahatezitra ;mamalivaly fahatany sy miampy ny teny ratsy ;mora miady aman'olona @ vava ratsiny sns sns;zany hoe avy ao ampony lay izy; tonga dia mivaoka direct zay tandrifin'ny vavany eo