Inona no mahatonga ny zanaka ........
1. xxx
(
12/02/2007 15:51)
Inona no mahatonga ny zanaka entre 4 à 10 ans lasa any @ rainy daholo ny fitiavany , fa tsy dia mahazo anjara ilay tovovavy ??
novalian'i Mitah ny 28/02/2007 20:07
2. tisera
(
12/02/2007 16:35)
:? mmmmh! Tsy ny mifanohitra @ izany ve ry xxx raha @ ankapobeny fotsiny . Raha tena grave dia mety ny complexe d'oedipe angamba !
3. simplex
(
12/02/2007 19:53)
nahaliana be ny titra kay zavatra hafa mintsy ny tao anatiny :°)
valiny: tsy mahazo anjara refa tsy manao izay hahazoana anjara. Tsy dia hitako loatra kou hoe in ny olana ra tian'ny ankizy ny dadany. Tsy maintsy hanaovana compete kou v zany.:twisted:
Tia anao foana izy na d tsy asehony b aza zany satria neny eo foana ary ra misy olana izy jereo nge ra tsy i neny no antonony voalohany e ;-) ra dada no tsy eo mety malahelo ihany izy fa tsy tena hita be fa ra vao i neny tena tsy mande @ ze lahoriny mintsy ny zava-drehetra. Tsy fitiavana v zany ;-)
Matetika kou, @ mbola kely ny zazalahy tia an'i neny d ny zazavavy tian'i dada. Mifamadika io refa lehibe izy, genre > 24, 25 ans any...
:-*

4. xxx
(
13/02/2007 08:45)
Marina izany ry simplex , fa izaho manana cas tahaka izany , ny zanako makaty amiko foana dia izao ny reniny izaho no iadiavany tsy resahany ; tsy fialonana ve izany ry xx sa ahoana , reny ve dia anana fisainana otran ' izany?
5. niryna
(
13/02/2007 19:04)
Matetika dada no atoan'ny reny didy fampitahorana fa tsy izy no mijoro miteny ny ankizy.Ka rehefa hangataka vola dia any aminy no maka sy mahazo.Rehefa tsy manabedy anefa ny ray dia lasa mazava ho azy fa lasa any ny ankizy.Matetika ny vavy no tian'i dada kokoa,sady any no mitaraina rehefa vonoan'ny zoky :P
6. sakaizakely
(
17/02/2007 11:54)
Tsy marina mihintsy izany lazain'i niryna izany. Na eo anivon'ilay période de complexe d'oedipe aza ny ankizivavy, dia samy tiany daholo ny rainy sy reniny. 4 taona ny zanako voalohany, raha vao tonga ny rainy dia any foana izy, tena mahavatra miteny hoe tsy mila ahy fa dada ihany. Dia tena tsy azoko hatonina mihitsy fa manosika. Nefa rehefa voadona na misy maharary azy dia aty amiko ihany, rehefa hatory dia ny tambitambin'i Neny ihany no tena mamy fa ny an'i dadany tsy mandaitra mintsy.
Na manao ahoana na manao ahoana ny herin'ilay complexe d'oedipe, rehefa omena fitaizana mahomby ny ankizy dia mifandanja foana ny fitiavany ny rainy sy ny reniny.
Ary ny fomba fitaizana dia samy mandray andraikitra ny lahy sy ny vavy, fa tsy hoe neny ihany no mibedy, na i dada ihany no mitrerona. Ny fitiavanjanaka akory tsy vidiambola hoe rehefa mangataka dia omen'i dada. Miara-midinika ny rad amin'ny tokony hanomezana na tsia. Rehefa miray hina sy miombokevitra @ fomba fitaizana ny roa tonta dia tsy misy fiangarana sy tombondanja ny fitiavanjanaka.

7. niryna
(
18/02/2007 07:24)
Izay itan'i sakaizakely izay no nitranga taminao.Ny olona nanodidina ahy ,ny fianakaviana dia hitako izany ary izaho aza mba manontany tena hoe fa maninona no ataon'ireto didy fampitahorana ny dada.Kanefa anie rehefa tonga ilay rainy toa tsy miteny akory ilay ramatoa e.Araka ny fitaizana azy sy ny fandraisan'ny rar andraikitra izay teneninao no fiantraikany amin'ny ankizy.Toa miovaova araky ny taonan'ilay zaza koa io fifandraisany sy fitiavany io.Asa anefa izay any hafa?
8. tsiafoi1
(
28/02/2007 06:22)
Inona no mahatonga ny zanako vavy kely 8 ans, tia manoratsoratra, manao sarisary cadeaux, dia hoe je t'aime maman, je t'aime papa foana no ataony ao, na dia any anaty cahier rht any aza, mora mitomany kely izy, mora malahelo. Normal ve izany?
9. Mitah
(
28/02/2007 20:07)
Tsara ny fanehoan'ny zanak'i Tsiafoi1 fa tiany be ny ray aman-dreniny. Kapoka iray amin'ny zanako faharoa izy. Ny hany lazaiko anao dia izao:
-teneno izy fa tsy maninona ianao raha mitomany saingy tsy ny zavatra rehetra dia mampitomany. Tian'ny ankizy ny zanako any am-pianarana ka manana namana be dia be hatramin'ny mpampianatra rehetra hafa aza miresaka sy misakana azy eny an-dalatsara.
-Raha vao misaraka @ namany izy na vakansy dia malahelo, manavy ho azy, tena mandreraka be kanefa tsy hita izay hanaovana azy.Raha ny iray aminay mivady no tsy ato an-trano na dia andro vitsy aza dia mivalana izy ary manavy.Izao dia hamboarina ny sainy fa lalanan'ny fiainana ny misaraka amin'ny namana rehefa tonga ny fotoana saingy afaka mahita namana foana na aiza na aiza rehefa mahay mifandray aman'olona.Ny tena grave amiko raha tsy afaka aminy ilay toetra io ka manao sipa izy dia sanatria hamono tena rahefa misaraka.Lava be sahady fa faranako aloha.