Liste des messages

Liste des messages, inserés par Mitah, par ordre de date
Mitah ( 11/03/2008 15:09)
mitady namana any cleveland Ohio USA
Sao dia mba misy mahafantatra malagasy mipetraka any Cleveland Ohio USA azafady indrindra. Hihaonana fotsiny fa tsy hipetrahana mandritra ny fotoana hivoriana any.Misaotra mialoha izay afaka mamaly. ... suite
répondu par Veloo le 17/03/2008 18:00
Mitah ( 27/08/2007 01:38)
valim-panadinana
Sao dia mba misy mahita ny site hahazoana mijery ny valim-pananadinana any Dago.(BEPC, BACC...)Misaotra mialoha.... suite
Mitah ( 10/01/2007 04:09)
Tonin-kira sy feony
Sao dia mba misy manana ny tonin'ny hiram-pirenena Malagasy andininy rehetra miaraka amin'ny feony ,azafady indrindra.Mba omeo aho. Misaotra mialoha. " Ry Tanindrazanay Malala o!"...... suite
répondu par Fiffi le 10/01/2007 19:36
Mitah ( 13/12/2006 04:24)
nem
Manahoana e! Sao dia mba misy afaka manome ilay saosy fihinanana nem na tsaky lava fa tsy tadidiko intsony. Ilay sauce tsy asiana menaka iny fa misy sakay sa sakamalaho masiasiaka tsara be. Tsy haiko... suite
répondu par dongadonga le 04/03/2007 07:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1393