Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vouni
(
15/02/2007 10:23)
mitady tononkira
manao ahoana daoly!
mitady an'ilay tononkira an'i Melky iny a ra mba misy manana!
de misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 11:30
ronaldo09
(
15/02/2007 10:14)
Mba nifanena tamin'ilery ve ny mpanohana azy ao Frantsa?
Any Frantsa ny filohanareo !Ry fiffi sy ny tariny ve mba nifampidinika aminy ?Nareo manko manohana fotsiny fa tssss!!!Raha i Lahiniriko aloha tonga aty dia izaho no voalohany mitsena azy eny amin'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:57
elodie2
(
15/02/2007 08:14)
momota
bjr
mba mnagataka ny tonokiran'i MOMOTA aho azafady.
Misaotra tompoko
elodie...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 08:16
krysta
(
15/02/2007 07:41)
Efa voasoratra any
Mahafinaritra ahy io hira io r zareo ka mba omeo zay manana dia misaotra mialou mitafotafo mihintsy:P...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 15:36
prime
(
15/02/2007 06:43)
Hay ve????
Ny atao hoe anti-Kristy dia ny fanahy rehetra izay milaza fa :
- Tsy nisy Kristy
- Tsy Jesosy ilay "Mesia"
- Na nisy aza Jesosy Kristy dia toherina ny asany satria mpandainga sy mpisandoka izany ol...
tohiny
novalian'i prime ny 13/03/2007 14:35
niryna
(
15/02/2007 06:33)
Izay tadiaviny tsy misy izay tsy azony kanefa mbola tsy...
Saika mandalo amin'ny fiainana io,toa mitady hatrany kanefa tsy mety mihonona.Asa raha mba mitovy izany koa ny ankizy hitanareo fa tsy misy izay tsy hananany ny zaza aty aminay kanefa toa hita fa mbol...
tohiny
novalian'i niryna ny 23/02/2007 00:56
exdadabe
(
15/02/2007 01:08)
aiza i kala ?
hatsikana nefa mety tena izy
lalao satria kala sipa milay :*...
tohiny
novalian'i kala ny 14/03/2007 10:41
fijo
(
14/02/2007 22:52)
iza moa jesosy?
raha zohina ny tantarany dia olondratsy izy.
-zanakandriamanitra.
izay no lazaina.nefa raha dinihana,dia loza be,fa tamin'izany andro izany anie ka tena fahotana mahafaty ny hoe vehivavy bevohoka ts...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:16
fijo
(
14/02/2007 22:22)
ny firaisana sy ny fo
RMC,radio ,dia nisy manampahaizana milaza fa ny firaisana aranofo,dia mahatsara fo.raha toa ka tsy atao misesy loatra.
toa marina tokoa izany an?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:53
fijo
(
14/02/2007 22:09)
rackicki
dia hiatraka fitsarana indray ny hakama hoy ny gazety"express de mada" androany,fa tratra niaraka tamina zaza tsy ampy taona.
de ahoana le hirany hoe"mampalahelo raha ny mpanamaian nogadraina??????...
tohiny
novalian'i bogar ny 23/02/2007 12:03
memerz
(
14/02/2007 20:24)
sandwich au poulet
Mbola kely ireto ankizy roa dia niara-dalàna foana (vavikely sy lahikely), na nankany an-tsekoly, na tany an-tsekoly na rehefa mody avy any an-tsekoly. Dia ny gouter an'zareo 2 kely dia sandwich au p...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 20:29
niryna
(
14/02/2007 18:46)
Mila Azy foana ny olona.
Na manan-karena na mahantra, na salama na marary,na inona fari-pahaizana na tsy nandalina fahalalana dia mila an'Atra foana.
Toa mahatsiaro ilay voady aho hoe na manan-karena na na mahantra,na salama...
tohiny
novalian'i mbolasoa ny 12/03/2007 19:00
niryna
(
14/02/2007 18:26)
Ny fotoana,ny vola ary ny hery dia ilaina @fitiavan'olona
Ny fampisehoana ny fitiavana eo amin'ny mpiara-monina sy ny manodidina dia ny fandaniana:
Ny fotoana- ohatra:manao zavatra miaraka manamboatra zaridaina na tamboho,fanantsarana ny tanana sns.
Ny vol...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/02/2007 08:17
niryna
(
14/02/2007 18:16)
FAMELAN-KELOKA MANAMPY NY FANAHY SY NY FO
Zavatra hita amin'ny fianana fa ny famelan-keloka na forgiveness dia tsy manampy ny fanahy ihany fa manampy ny fo ihany koa.Ahoana?...
tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2007 07:12
niryna
(
14/02/2007 18:13)
Izay tiana mitombo tarehy!
Inona tokony no tena hevitr'io teny io?Na hita fa ratsy izao aza ve ilay olona dia lasa bogosy na manjakely sa ilay toetrany no mahatonga izany.Ary ny hoe jamban'ny fitiavana.
Misaotra antsika ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2007 18:59
niryna
(
14/02/2007 17:55)
FETIN'NY MPIFANKATIA/HAPPY VALENTINE'S DAY!
Mety misy hitovizany ny fankalazana io andro io ary mety tsy mitovy ihany koa.
Ny aty aminay,mifampiantso ny fianakaviana mifampiarahaba.Manao volabe ny mpivarotra voninkazo rose mena ary mifanalotra...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2007 05:43
salopard
(
14/02/2007 16:06)
MAP
lazao anay inona no ao @ MAP ary ahoana no hilazana fa tsara io.
tohananareo le izy nefa tsy voahazavanareo. LAZALAZAO anay AZAFADY TOMPOKO,
i kitjo izay nahazo ny 1er edition , no any @ tany t...
tohiny
novalian'i jefra ny 16/02/2007 23:59
mapotsy
(
14/02/2007 15:14)
mila fanampiana
salama dôly ve
ny olana zany d zah oa :oops:refa anoloam behivavy e d tena mba miezaka iany fa eheheh...
tohiny
novalian'i andriarmel ny 24/02/2007 17:10
salopard
(
14/02/2007 13:09)
bonne nouvelle pour madagascar
le logiciel utilisé le 03/12, lors de l'election à Mcar interesse le senegal et le nigeria. leurs presidents respectifs, qui eux aussi sortant, voudrait aussi être elu dès le 1er tour.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:59
booboo
(
14/02/2007 13:06)
ndao hilalao aby
Efa nataotsika ity raha ity fa tsy quoi fa averiko foana ho an'izay mbola tsy nanao azy :°).
[u]Fitsipika[/u] : [b]-fanontaniana 1 isaka ny olona ihany no azo apetraka
-izay fanontaniana napetrak...
tohiny
novalian'i wooda ny 14/03/2007 23:25
