Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i elodie2, milahatra araka ny daty
elodie2 ( 10/08/2009 12:41)
METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA
BJR de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao an... tohiny
elodie2 ( 03/08/2009 10:51)
ODY KOHAKA ZAZAKELY EFFICACE
RAHA MIKOHOKA NY ZANAKAO DE SIRA HAZO IN-3 MITSONGO SY TANTELY 1/2 SOTROKELY OMENA AZY FA TONGA DE AFAKA TANTERAKA INDRAY MANDEHA ISANKARIVA MANDRITRY NY 3ANDRO AORIANY SAKAFO... tohiny
elodie2 ( 15/02/2007 08:14)
momota
bjr mba mnagataka ny tonokiran'i MOMOTA aho azafady. Misaotra tompoko elodie... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 08:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084