ODY KOHAKA ZAZAKELY EFFICACE

1. elodie2 ( 03/08/2009 10:51)
RAHA MIKOHOKA NY ZANAKAO DE SIRA HAZO IN-3 MITSONGO SY TANTELY 1/2 SOTROKELY OMENA AZY FA TONGA DE AFAKA TANTERAKA INDRAY MANDEHA ISANKARIVA MANDRITRY NY 3ANDRO AORIANY SAKAFO
2. ari.malala ( 04/08/2009 12:31)
In kay le sira hazo?
3. Ratoa ( 05/08/2009 18:09)
sira fossile, alaina any ambanin'ny tany (mine de sel gemme)
4. ari.malala ( 06/08/2009 08:46)
Aiza no ahitana anizany aty Antananarivo?
5. ni81 ( 06/08/2009 08:57)
Aiza no ahitana anizany aty Antananarivo?
eo @ petite vitesse @ mpivarotra tapakazo ranona feno a! eny @ ilay misy mivarotra ramy
6. ari.malala ( 06/08/2009 09:40)
Ah ok misaotra e :-*
7. ikaretsaka ( 09/08/2009 03:22)
eny amin"ny mpivarotra tapakazo ry ari a... raha fady sira koa ka te hihinana de io omena ny olona
8. ari.malala ( 10/08/2009 13:05)
ika, misaotra @info :)
9. niryna ( 24/08/2009 03:28)
Ratoa:

sira fossile, alaina any ambanin'ny tany (mine de sel gemme)
inona no anaran'ilay rano eny ampefy iny tsy tadidiko ilay toerana ( misy ankizikely mitazona ilay lavaka amin'ny tanana na tongony dia avy eo mivoaka tao ilay rano ) fotsifotsy be sady maina avokoa ny vatana izay azon'ilay rano ary ilay izy dia tonga dia sotroina mivanta avy ao anatin'ilay lavaka ,simba avy ny akanjo sy ny solomaso tratrany ary saika narary aho nisotro azy .
Matsaboka be ilay izy ary mampa te andoa be ny fisotrona azy io,

:oops:
10. ari.malala ( 24/08/2009 07:20)
Aiza hoaiza an'Ampefy zany ry niryna azafady?
11. rhina ( 23/09/2009 12:44)
ikaretsaka:

eny amin"ny mpivarotra tapakazo ry ari a... raha fady sira koa ka te hihinana de io omena ny olona


sira tany koa no tena mety ho an'ny olona be tension sy tsy mahazo mihinana sira be lohatra


12. tsitoarivelo ( 16/09/2011 03:48)

rhina:

ikaretsaka:

eny amin"ny mpivarotra tapakazo ry ari a... raha fady sira koa ka te hihinana de io omena ny olona


sira tany koa no tena mety ho an'ny olona be tension sy tsy mahazo mihinana sira be lohatra




Aiza no mety ahitana sira tany eto Tana ? Omeo torohevitra amin ' ny quantité sira tany
hoan' ny olona misy tension .
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.289