METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA
1. elodie2
(
10/08/2009 12:41)
BJR
de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia
tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao antrano eny fa na dia @ andro mangatsiaka aza.
dIA AVY EO ZA MATORY DE MARAINA VAO MIFOHA RERAKA BE ERY
Vonjeo ry reto ah
le fanafody efa nodoraka daholo fa tsy nampiasako akory koa tandremo ho any namana ny manandrakandrana

novalian'i mpisotrtoaka ny 25/09/2014 12:11
4. ni81
(
10/08/2009 12:55)
BJRfa ilay olona ve nanaiky anao izao sa tsia e? :D
de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia
5. simplex
(
10/08/2009 12:56)
ny tiako tenenina hoe aiza no misy dadarabe nangalanao an'le izy? :P
ra manana namana enao na hoe mpiraitampo dia asaivo arahiny maso @ alina... hoe in no ataoko refa @ alina...
na ra tsy izany dia asivo camera ao @ efitra fatoriana... mety milay be... indrindra fa ilay miboridana manosotra menaka :} :-P
sinon, mandehana mijery dokotera, manao analyse sy ny sisa fa sao dia misy aretina hoe reraka physiquement ee...
en dernier ressort ndana mamonjy mopera...
;-)
6. simplex
(
10/08/2009 12:57)
encore mieux, ndana mamonjy akoho fotsy :roll: ilay fifohazana moa sa in le mpandroaka demony rehefa misy fanonganana ministera ireny :P
;-)
7. ni81
(
10/08/2009 13:00)
encore mieux, ndana mamonjy akoho fotsy ilay fifohazana moa sa in le mpandroaka demony rehefa misy fanonganana ministera ireny
:-D :-D :-D :-D :-D
9. Lejoba
(
10/08/2009 13:33)
manatona mpiandry, na mompera exorciste haingana dia haingana, fa na efa nodoranao aza ilay izy, ny fanahy tao anatiny mbola tavela ao aminao.
simbain'izay tanteraka ny fiainanao raha mitaraikiraiky eo ianao. Dia ataovy anatra @ sisa, tsy ny ody fitia ihany fa ireny "fiarovana" sy karazarazan-javatra alaina rehetra ireny.
soa aza fa tsapanao hoe misy zvt hafahafa miseho @ fiainanao
mahereza eh

11. elodie2
(
10/08/2009 14:03)
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D :-D :-D simp :-D :-D :-D :-D :-D
elodie, fa nisy in akia?
Tsy nisy in akia fa tia andrakandrana ah le miseho ho tsy andairanjavatra ireny fa de ny hafatro aza mankahatra refa fadinolona fa idirandoza
za zao tratra fa tena sarotra ny miala raha tsy matanjaka ny finoana fa ny devoly de tena mahery fa saingy mbola Atra mahery lavitra
12. ni81
(
10/08/2009 14:15)
Tsy nisy in akia fa tia andrakandrana ah le miseho ho tsy andairanjavatra ireny fa de ny hafatro aza mankahatra refa fadinolona fa idirandoza:roll:
za zao tratra fa tena sarotra ny miala raha tsy matanjaka ny finoana fa ny devoly de tena mahery fa saingy mbola Atra mahery lavitra
13. minoahy
(
10/08/2009 14:45)
Slt e!
fanalana devoly no fanafodiny tsy misy afa-tsy izay ary ataovy haingana fa afa-baraka ianao ary mananà finona sy fitiavana an' Andriamanitra fa tsy afaka @io raha tsy mino
Tsara aloha ilay andrana nataonao e! :?

14. ravonjison
(
10/08/2009 14:57)
elodie2:
BJR
de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia
tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao antrano eny fa na dia @ andro mangatsiaka aza.
dIA AVY EO ZA MATORY DE MARAINA VAO MIFOHA RERAKA BE ERY
Vonjeo ry reto ah
le fanafody efa nodoraka daholo fa tsy nampiasako akory koa tandremo ho any namana ny manandrakandrana
Mba hazavao @ antsipiriany aloha ilay nataonao e, fa tsy mazava e ? Nihinana poizina ve ianao ? Marary saina ve ianao ?
Ny ody fitia dia tsy misy ( fanafody mahatonga olona hitia olona iray), fa ny poizina , drogues mahatonga halucination sy fiankinana kosa dia eny.
Mahaliana dia mahaliana ahy tokoa itý tranga nao itý.
15. navigo
(
10/08/2009 15:48)
Grave be zany fa mila mivavaka , tena mivavaka enao ary aza manao tsouny :( X
16. Ahton
(
10/08/2009 17:30)
Fa inona ity nahazo ry elodie? Torohevitro izao: ndana miverina any amin'ilay olona nakanao an'ilay ody dia asaovy afahany na manantona mompera mpandroaka demony ireny nba mpiandry dia mila tena mivavaka ianao. Tsy mbola nisy demony nandresy ANDRIAMANITRA izany. Minoa fotsiny ihany e e!!
18. tess
(
10/08/2009 19:09)
elodie2:
BJR
de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia
tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao antrano eny fa na dia @ andro mangatsiaka aza.
dIA AVY EO ZA MATORY DE MARAINA VAO MIFOHA RERAKA BE ERY
Vonjeo ry reto ah
le fanafody efa nodoraka daholo fa tsy nampiasako akory koa tandremo ho any namana ny manandrakandrana
hita be hoe te hampiresaka vahoaka njay an!
:-P
19. Mirananirina
(
10/08/2009 19:12)
Dia sanatria misy pams ve eto aminy serasera :( :( :(
Laingako izany,fa izaho manokana aloha dia tsy mino ny fisian'io zavatra io,hoe mandeha aminy alina ,mihoso-menaka sns....Fa amiko ny mpamosavy dia ireny manampoizina olona ireny dia izay.

20. ni81
(
10/08/2009 19:16)
Tsy nisy in akia fa tia andrakandrana ah le miseho ho tsy andairanjavatra ireny fa de ny hafatro aza mankahatra refa fadinolona fa idirandoza
za zao tratra fa tena sarotra ny miala raha tsy matanjaka ny finoana fa ny devoly de tena mahery fa saingy mbola Atra mahery lavitra
hita be hoe te hampiresaka vahoaka njay an!dia tsy hay intsony ny olona tena mila vonjy sy mananihany ange eto e! :D