METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA
21. xxx
(
10/08/2009 20:03)
io indray ilay olona fa nivadinkondana!
de inn indray rahampitso??
:roll: 8)
Ié lasa pams ianao fa tsy mpams. Tena PAMS be mihintsy fa tsy ilay kely ireny!
de inn indray rahampitso??
:roll: 8)
Ié lasa pams ianao fa tsy mpams. Tena PAMS be mihintsy fa tsy ilay kely ireny!
22. Ratoa
(
10/08/2009 20:38)
Slt!
Inona koa fa enjehan'ny eritreritrao ianao. Satria nanao zavatra tsy fanaonao. Ilay zavatra tsy nampiasainao akory fa nodoranao hoy ianao. Tsy mila mpanala devoly izany ianao fa ianao ihany dia mahay manala azy.
Misasà madio tsara dia mivavaha raha vao mifoha sy alohan'ny hatory, ny ambin'nizay tsy ferana. Mivavaha dia farano amin'y fiantsoana an'i Jesosy Kristy ny vavaka. " Roahiko ny devoly. Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy no angatahako ity..."

23. marindra
(
10/08/2009 21:27)
interesting daholo le valin'le fanontaniana ato :-D :-D :-D :-D :-D
24. Ratoa
(
10/08/2009 23:50)
Torohevitro izao: ndana miverina any amin'ilay olona nakanao an'ilay ody dia asaovy afahany
ka raha ataony lasa tia azy eo izy? :lol: :lol: :lol: :lol:
25. soanja
(
11/08/2009 00:06)
elodie2:
BJR
de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia
tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao antrano eny fa na dia @ andro mangatsiaka aza.
dIA AVY EO ZA MATORY DE MARAINA VAO MIFOHA RERAKA BE ERY
Vonjeo ry reto ah
le fanafody efa nodoraka daholo fa tsy nampiasako akory koa tandremo ho any namana ny manandrakandrana
Ny saina ihany no mitondra an'io. Toneo ny fo. Isan'alina dia aza mivoaka n'aiza n'aiza fa maka toerana iray dia mivavaha mangina. Ny nampianariko ny namako taloha izay niaina tao anaty famosaviana dia mandraisa baiboly na lakroa na sapile dia iny apetraka ao ambany ondana na manakaiky ny tananao eo ampandriana. Raha misy fiangonana manana rano voahasina dia aza misalasala mitondra an'io mody ao an-trano. Aparitaho manodidina ny trano sy ny efitrano. Ireo zavatra voalazako ireo akory tsy hoe ireo no hiaro anao fa ireo no hanome fitoniana ny sainao hoe manao izay vitanao ianao hiadiana amin'ny tahotra. Apetraka eo an-doham-pandriana izay ambiny. Fadio ny miverina any amin'ilay Mpimasy.
Ny tena tsara nanaovana ilay ody dia nalatsaka tany anaty Kabone maloto be saingy ny anao moa nodoranao. Ny antony dia iny fanariana azy any anaty latrine iny tonga dia manary izay hasina na hery rehetra ananany.
Mandaitra tokoa ny ody gasy raha mino izany ianao. Raha tsy hinoanao kosa ny heriny dia tsinotsinona izany. Mahereza hatrany mitolona amin'ny tahotra.
26. ikaretsaka
(
11/08/2009 00:43)
simplex:
ny tiako tenenina hoe aiza no misy dadarabe nangalanao an'le izy? :P
ra manana namana enao na hoe mpiraitampo dia asaivo arahiny maso @ alina... hoe in no ataoko refa @ alina...
na ra tsy izany dia asivo camera ao @ efitra fatoriana... mety milay be... indrindra fa ilay miboridana manosotra menaka :} :-P
sinon, mandehana mijery dokotera, manao analyse sy ny sisa fa sao dia misy aretina hoe reraka physiquement ee...
en dernier ressort ndana mamonjy mopera...
;-)
ialahy ity letsy ... hahaha
27. elodie2
(
11/08/2009 11:10)
tess:
elodie2:
BJR
de sanatria ve re ol ho lasa mpamosavy ny tenako fa naka ody fitia
tiy izao ny fisehony rehefa hariva ny andro ka manomboka ho maizina iny dia mahatsiaro mafana be mihitsy za ka tsy tavela ao antrano eny fa na dia @ andro mangatsiaka aza.
dIA AVY EO ZA MATORY DE MARAINA VAO MIFOHA RERAKA BE ERY
Vonjeo ry reto ah
le fanafody efa nodoraka daholo fa tsy nampiasako akory koa tandremo ho any namana ny manandrakandrana
hita be hoe te hampiresaka vahoaka njay an!
:-P
Sanatria tsy mampiresaka zany aho fa toro hevitra no mba hangatahiko eto ary isaorako ireo efa nanome izany sy ze mbola hanome
zava marina ity nanjo ahy ity
28. xxx
(
11/08/2009 11:11)
xxx:
io indray ilay olona fa nivadinkondana!
de inn indray rahampitso??
:roll: 8)
Ié lasa pams ianao fa tsy mpams. Tena PAMS be mihintsy fa tsy ilay kely ireny!
hi!hi!hi! fa inn ity nanjo???
29. ni81
(
11/08/2009 11:21)
Sanatria tsy mampiresaka zany aho fa toro hevitra no mba hangatahiko eto ary isaorako ireo efa nanome izany sy ze mbola hanomeazafady ary fa zà koa dia anisan'ny nieritreritra fa olona te hampiresaka fotsiny e! kay tena nisy ilay izy. :(
zava marina ity nanjo ahy ity
30. tess
(
11/08/2009 11:40)
Sanatria tsy mampiresaka zany aho fa toro hevitra no mba hangatahiko eto ary isaorako ireo efa nanome izany sy ze mbola hanome
zava marina ity nanjo ahy ity
zà tsy resy lahatra ka! :-P dsl an! ireo efa feno torhevitra ireo azonao izany
31. ari.malala
(
11/08/2009 12:40)
Atov maf fototra tsara n finoana rikala a! d aza manandrakandran-doza tson am manaraka
32. Mirananirina
(
11/08/2009 13:05)
anatria tsy mampiresaka zany aho fa toro hevitra no mba hangatahiko eto ary isaorako ireo efa nanome izany sy ze mbola hanomehay ve tena marina ilay izy e,
zava marina ity nanjo ahy ity
azafady ary fa zà koa dia anisan'ny nieritreritra fa olona te hampiresaka fotsiny e! kay tena nisy ilay izy.
ary mety handray kofafa izany rehefa kelikely,hihihi
zà tsy resy lahatra ka! dsl an! ireo efa feno torhevitra ireo azonao izany=)) =)) =))
Atov maf fototra tsara n finoana rikala a! d aza manandrakandran-doza tson am manaraka=D> =D> =D> marina izany.
33. elodie2
(
11/08/2009 13:11)
tess:
Sanatria tsy mampiresaka zany aho fa toro hevitra no mba hangatahiko eto ary isaorako ireo efa nanome izany sy ze mbola hanome
zava marina ity nanjo ahy ity
zà tsy resy lahatra ka! :-P dsl an! ireo efa feno torhevitra ireo azonao izany
TESS Ianao zany le karazan'ol tsy mba mi comprendre ol mitsy sady tsy mba mamela heloka koa na dia mi reconnaitre aza le ol fa diso
dia izao zany no iy @ andro hamakianao ity message ity de hahita zvt ianao izay tsy hampozinao
34. elodie2
(
11/08/2009 13:24)

35. xxx
(
11/08/2009 13:28)
oay izany izy ...
Elodie2 > raha manozona olona toa izany ianao dia vao maika tena hoe "mpams" ry Elodie2. Tandremo ny vava aky a ! manantona mpiandry raha tena marina avokoa ireny tantaraindry ireo, tsy azo vazivaziana ny fanahy ratsy, anefa Andriamantitra dia mahery kokoa, dia rehefa any ihany ianao, dia hafao amin'ny hozona nataonao i Tess fa tsy fanao mihitsy izany !!!

37. ni81
(
11/08/2009 14:05)
TESS Ianao zany le karazan'ol tsy mba mi comprendre ol mitsy sady tsy mba mamela heloka koa na dia mi reconnaitre aza le ol fa disodia vao miha-mitombina ilay teninao an! Tena tsy mba miezaka kely akory ve ianao hiala @ ty zavatra efa nataonao e?
dia izao zany no iy @ andro hamakianao ity message ity de hahita zvt ianao izay tsy hampozinao
Tsy azonao terena hanaiky izay resaka lazainao kosa ange izy e! Samy manana ny fahatsapàny azy ny tsirairay! :(
38. tess
(
11/08/2009 15:24)
TESS Ianao zany le karazan'ol tsy mba mi comprendre ol mitsy sady tsy mba mamela heloka koa na dia mi reconnaitre aza le ol fa diso:-D
dia izao zany no iy @ andro hamakianao ity message ity de hahita zvt ianao izay tsy hampozinao
tsy hoe tsy micomprendre pas du tout! fa ny zvtr tantaraina toy izao tsy mampino ahy raha tsy hitako, sarotra resena lahatra beuh zà!
namaky ity hevitrao nosoratanao ity aho dia tsy nahita nin nin hafahafa mitsy, hitanao izany fa mi confirme ny hevitro ihany ilay raha miseo hhihihih
39. tess
(
11/08/2009 15:29)
je ne crois pas ny herin'i ratsy , hatramin'izao aho mbola tsy nahita donko tsy mino, ary tsy mino ny herin'i mpamosavy sy ny mpanao fanafody dadarabe voyant sns..... izay mino an'ireny dia mety hiarany zvtr hafahafa fa zà tsy mino velively na hanao resaka ahoana na ahoana aza melodie, amiko cinema dool ireny he he he! désolée be an! :lol:
40. bibidia
(
11/08/2009 15:37)

bjr tena misy ody fitia izaho efa niarany victime sady misy koa ny mpamosavy mivoaka alina nohon'ny ody ratsy ataony masoko roa no efa nahita sy victime aho any dago io tena misy taona 70 entra 85 tsy angano akory. Izaho efa nahi ta sipa manja be nanao déplacemeny 500 fm haka ody fitia fotsiny lava ny tanatara rehefa misy fotoana dia lazaiko anareo eto izy