METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA

101. ari.malala ( 14/08/2009 09:06)
ko efa hoe mangirana beu hoa! :-D :-D :-D fa zay naita anazy volou d ts nanin satria "hono" raha izy no maita ny tena mialoha d mandaitra ny odiny, sady zay any anaty tôbil miandry ilay agent de sécurité nanatitra ilay mpiara miasa ka! de izy aza lasa nitsoaka b ko hihih fa tsy haiko izay fahamarinany, fa misy rahavavin'i neninay efa maty zay, tam mbola kely "hono" izy io efa notangenan'ny mpamosavy, k ts haiko!
102. Djhamhal ( 14/08/2009 10:37)
m'lay le titre n'ny film kle! lazao ny toerana misy anao hanaovana tournage de avôkantsika VCD!!!! =)) =)) =))
103. cutie ( 14/08/2009 14:36)
. Mpandefa : Djhamhal [ Valio ] 14-08-2009 12:37:07
Lohateny : Re : METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA
m'lay le titre n'ny film kle! lazao ny toerana misy anao hanaovana tournage de avôkantsika VCD!!!!

ka efa vita eto le film koa :-D :-D :-D :-D
104. ravonjison ( 14/08/2009 15:14)
Ilay mivoaka alina aloha dia misy sy voaporofo e, na mpamosavy na mpanao ody.
Asa raha arakareo atsy ambadika atsy ( resaka matoatoa) aho nilaza fa any Haiti dia misy ireo mpanao fanafody manao \" zombificaton \". Narahin\' ny mpikaroka maso izy ireo miaraka @ camera mahita alina, fa hita fa @ alina toka rangahy no nakany amorondrano, nisambotra ilay trondro, satria avy @ trondro no angalany ilay poizina, @ izay izy tsy misy mahita.

Ny mpamosyvy sy ny mpanao ody tokoa dia mandeha alina, betsaka ny antony anaovany izany fa ny tena fantratra dia itý : mba hanafenany ny zavatra rehetra ataony.
105. Papoose ( 14/08/2009 18:09)
simba fotsiny zany ny trondro raha izany
106. ravonjison ( 16/08/2009 12:34)
Papoose:

simba fotsiny zany ny trondro raha izany



Simba fotsiny ilay trondro e. Io trondro io anefa dia azo hoanina tokoa.
Ry zereo japoney no mihinana azy io, fa misy fomba fikarakaran-dry zareo azy @ izay mihena ny herin' ilay poizina, rehefa hoanina.
107. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 11:37)
Tess ! Tiako be le resakao eto ! Mila mihaona amnao anaty nofy s eritreritra aho !
108. mpisotrtoaka ( 25/09/2014 12:11)
Tapitra ve Ravonjison a !
Fandika, rao-dia
ambalavelona, kalo
fonoka, fandraikiraikena
olovokatra, kinoly
vazimba
Tromba,
kalanoro
Ranandia
ambalapaingotra
Bilo
mpanandro
Mpisikidy
ombiasy
Madizo
Al badir
Mpanala sisika, Andrebabe
Doany, ambondrombe
tokan-dia
mpanao ody varatra
mpanao ody havandra
Fanainga lavitra,
Ody fitia
Mis afaka manazava ireo rehetra ireo tsirairay ve !?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394