METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA
81. tess
(
12/08/2009 17:18)
Nisy bebenay izay, efa maty tam taona 83 moa izy....
RAHA Ny marina nipetraka tao aminay izy fa refa miakatra ny vokatra any ambanivohitra dia mandeha any izy maka ny vokatra ...
Avy tany ary izy dia otran'ny nikohaka foana tsy dia salama,
de vokatri'lay finoanoampoana dia nande mpitaiza, soit disant mpitaiza ny fianakaviana , encore pfffffff :?
dIA Ouzy ilay ramatoa hoe mila misotro rano efatra siny hono bebbenay io mba ho afaka lay mosavy ao am vavoniny ao fa avy tam sakafo nohaniny hono no mamparary azy dia nalaina ny sini efatra be izao singy ngeza an!
de nivalampatra nigoaka nigoaka efa mihoaka hanaraka ambakan'ny tsinaiky ilay bebenay , noho ny tsy fahalalàna dia manaonao foana, nampalaelo ahy ery nijery azy, refa mihoaka noho ny rano be loatra nosotroina dia mivoaka rano ambakan'ny masony mitsy :x tena mbola sorena be aho mieritreritra anzany amzao fotoana izao, anefa izy tsy sitrana akory fa efa aretina natoraly ilay azy.....AZA MBA VOA ihany.

82. tess
(
12/08/2009 17:19)
OLONA TANY ambanivohitra tany hono no namosavy azy hoy ilay ramatoa de diovina am rano efatra siny ny vavony hihihih tena tssssss
84. bibidia
(
12/08/2009 20:28)
ary ohatran'ny mitovy aminao mihitsy ilay mpamosy eto akaikinao eto mivoka alina foana izy saika soavaliako fa tsy tratarako ..
89. ari.malala
(
13/08/2009 06:28)
Memezan reto ndray ny oul fa ts naazo vidin-dranomainty tam 6è! :( nareo an :-D :-D :-D :-D
dIA Ouzy ilay ramatoa hoe mila misotro rano efatra siny hono bebbenay io mba ho afaka lay mosavy ao am vavoniny ao fa avy tam sakafo nohaniny hono no mamparary azy dia nalaina ny sini efatra be izao singy ngeza an!:-D :-D :-D :-D :-D :-D sanatria tsy mime loza ah rikala fa lay filazandriko azy mints no mampime b anà! sinibe 4? :-D :-D :-D :-D mba loza kou zany!
ary ohatran'ny mitovy aminao mihitsy ilay mpamosy eto akaikinao eto mivoka alina foana izy saika soavaliako fa tsy tratarako ..=)) =)) =)) =)) =))
91. ravonjison
(
13/08/2009 12:46)
Toa ravarava hoazy toy ny taingisa latsaka an-drano ilay resaka pams ?
Mba azonao lazaina ve ry elodie2, inona marina moa no zavatra nitranga e ?
Mba azonao lazaina ve ry elodie2, inona marina moa no zavatra nitranga e ?
93. Zina
(
13/08/2009 15:44)
Za ko aloha dia tsy mino fa ny fanampozinana no tena inoko satria nananahavana akaika aho maty satria bogossy lotra ilay bandy ary betsaka ny kala tara taminy.
otran'ny illusion daholo ireny izay hapetrakin'ny devoly ao an-tsain'ny olombelona.
Elodie raha tena vonona ianao dia ataovy ao ambany ondana ny baibolinao, mivavaha amin'ny fonao manontolo isan'andro ary relaxeo ny sainao...Zay mantsy ny tena fararotan'ilay satana fantany fa nanao ratsy ianao dia pousseny be ny sainao nefa tsy misy na inona na inona akory...
Mahereza.

94. Mirananirina
(
13/08/2009 16:53)
Izaho koa aloha dia mitovy amin'i tess e.Ny hany misy amiko dia olona manome poizina mahafaty,io amiko no atao hoe mpamosavy.fa ireny mivoaka alina sns ohatra ny tsy mino aho.Ilay ody fitia indray amiko dia fakana volan'olona fotsiny fa tsy misy inn akory.
Ni81 :) Ilay hoe ody maimbo,azo atao tsara io raha olona mahalala ny resaka tapakazo fa tsy hoe mpanao ody ilay rangahy.Nisy havanay maty tany amérique dia 1 taona taty aoriana netina tany Dago,tao anaty vatapaty,fa rehefa nosokafana dia nasaina niala lavitra be daholo ny olona fa hoe maimbo be io izao,kay tsy nisy fofona na kely aza fa produit chimique no mahery be,dia sahala aminy tapak'azo be dia be ny tao.nefa efa hita simba ihany ny vatany.

95. Papoose
(
13/08/2009 18:10)
ody fitia indray amiko dia fakana volan'olona fotsiny fa tsy misy inn akory.
toa tsy vola fotsiny fa misy zizi ny sasany, ny sasany zay tiany sintonina eny @ ratsam-batanao eny...... :twisted: zany hoe n'import kel fananana tiatiany!
96. tess
(
13/08/2009 18:41)
:roll: :roll: :roll: an??????
TSY ampy torimaso kou ngah i pappose tsy misy azoko ny tiana lazaina :-D
TSY ampy torimaso kou ngah i pappose tsy misy azoko ny tiana lazaina :-D
97. Papoose
(
13/08/2009 19:06)
tenigasy mazava io ry tess!!!aiza njy zany :roll: :-D
sao de njy no efa te dodo azany!!!
ody fitia=fakana vola ozizy ny etsy ambony
de za manao hoe ody fitia = fakana (vola + fakana ratsam-batana + zay fananana azon'ny mpanao ody alain eo) :-P
sao de njy no efa te dodo azany!!!
ody fitia=fakana vola ozizy ny etsy ambony
de za manao hoe ody fitia = fakana (vola + fakana ratsam-batana + zay fananana azon'ny mpanao ody alain eo) :-P
98. kongobile
(
14/08/2009 06:12)
slt elodie
mandehana mankany amin'i Mailhol fa manala devoly izy :-D :-D :-D
Matoa ianao mbola mahatsapa hoe sao lasa mpams dia mbola tsy izy ianao fa alamino tsara ny sainao fa raha tsy milamina ny sainao dia lasa mpams tokoa ianao :wink: :wink:

99. ari.malala
(
14/08/2009 08:28)
Lay mivoaka alina tena misy manao ka! efa nahita zay mpiara miasa, nanatitra mpiara miasa taminay teny @ toerana ray zay, zay zany mirava 12:00 alina, d nanatitra oul tany aminazy, d naita teo @ pôtô zay vevavy misavoritabolo mangirana beu :-D :-D :-D miboridana tanteraka :-D :-D :-D :-D fa mangilohilo ani zany e =)) =))
100. Mirananirina
(
14/08/2009 08:40)
Lay mivoaka alina tena misy manao ka! efa nahita zay mpiara miasa, nanatitra mpiara miasa taminay teny @ toerana ray zay, zay zany mirava 12:00 alina, d nanatitra oul tany aminazy, d naita teo @ pôtô zay vevavy misavoritabolo mangirana beu miboridana tanteraka fa mangilohilo ani zany eizany hoe efa nahita mpams zany ari-malala, :) Tsy mivarotena izany i kala fa tena ni-mpams mihitsy ,dia tsy notaingenany ve nareo? :roll: Toa hoe ataony soavaly izay hitany hono,hono hoa a,tsy nahita aho.