METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA

61. tess ( 12/08/2009 11:36)
mpanao ody maimbo
:-D :-D :-D mahita aky ra olombelona ka! :-D
62. tess ( 12/08/2009 11:44)
mba tantaraiko ndray ny echèque efa hitako taloh, tam andro ny tsy fahalalàna fa nanaonao foana ny olondehibe tao antrano dia nande tamin'ireny dada rabe mpitaiza e! zary sy zarokatra....
manioulateur tsy misy otrzany izy ireny ka hainy tsara ny mitondra ny sainao raha vao azony kely fotsiny... refa mitantara ny lainga beny eo izy ka mifanandrify am laingabe-ny iny ny zvtr miseo eo am fiainan'ilay oul dia avy hande ho any aminy ndray lay oul hitantara de mamorona ve le mpimasy ny fangatahana vola amzany amngony fotsiny...
LAZAINA FA mamosavy anareo lay vosine ao amboninareo e! sns... pfffff!
tsaroako tsara fa tamzà hanàla bepc nande niaraka tam lehibe de hoe io zanako vavy io an! tsy hahavita fenarana fa 18ans defa handeha hanambady ary hanambady dokotera :roll: :-D :-D :-D odoye! in akoury!
de otrzay foana, nanana machine à tricoté izay i mamanay de nivadika nenjera niaraka tam latabatra fa nanvesatra loatra angamba, de hoy lay mpimasy hoe mila alàna fatotra io machine io sinon tsy mahavita ny asany tsony.... de tena tssssss adala mitsy tamzany ny tao antrano nino izany fa taty aoriana ni se r endre compte fa nanaonao foana, dia lasa mpivavaka be dool ny tao atrano tamzany , betsaka ny efa hitako fa tena aranak adalàna be fotsiny.....resaka ody io tsy mino ny asan'ireny aho sady zà rahateo tsy voasitona amreny ka mety tsy hiarany mitsy angamba :-D :-D :-D
63. ari.malala ( 12/08/2009 11:52)
:-D :-D :-D :-D :-D zà zan zao memezandry fa mitantara angano horera amle resaka ao am eritreritra sendra mandalo? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
64. tess ( 12/08/2009 12:37)
aiza aky izany :-D
ka mafnaritra mihaino azy fa somary horera fa angano angano :-D
65. ni81 ( 12/08/2009 12:43)
aiza aky izany
ka mafnaritra mihaino azy fa somary horera fa angano angano
:lol: :lol: :lol: Tara ndray ny FBI marina a! :-P
66. fahamarinana ( 12/08/2009 13:20)
:arrow: Ary ilay machine à coudre -ko ato toa mila entina kely raha izany sao misy raha fa manondrana foana ilay izy ,tsy ho voazaitrako eo ny malabarin'ilay malalako kouh zay vao zavatra hafa ndray no ho azoko !! :-P (l)
67. ni81 ( 12/08/2009 13:28)
Ary ilay machine à coudre -ko ato toa mila entina kely raha izany sao misy raha fa manondrana foana ilay izy ,tsy ho voazaitrako eo ny malabarin'ilay malalako kouh zay vao zavatra hafa ndray no ho azoko !!
:lol: :lol: :lol:
68. tess ( 12/08/2009 13:29)
zé misy miteny amiko hoe andao ho ary na arokatra fa misy raha hafahafa ho porofo ho anao de mande zà :-P
69. fahamarinana ( 12/08/2009 13:33)
:arrow: Za mbola tena te ahalala be hoe nandaitra ve ilay ody fitia na dia nataony nivoaka isak'alina aza i Elodie2 ! 8) (l)
70. ari.malala ( 12/08/2009 13:37)
tess:

aiza aky izany :-D
ka mafnaritra mihaino azy fa somary horera fa angano angano :-D



:-D :-D :-D :-D le izy ts tantara lazain'oul fa zà mints no niharany d zay no itantarako anazy k!

Momba ilay resaka ody ndray, tam mbola kely zany d ny olondehibe tao aminay kou nanatona anireny mpanao ody sns ireny fa hoe miaro hono ts haiko alou hoe miaro @ in fa d zay ftsn no nolazaina, d hoe misy ody maha intelligent hono d refa interro d apetaka le iz, d satria mou zan ny prof ts miteny hoe interro amzao andro zao d any fona le ody... tena nosavain dadanay mints tamizany we any v le iz an d le izy tamizany a, lamba menamena ny lokony (nalaian t@ drapeau fa zay oun no mampahery anle izy) d ts haiko in iny vovonkazo tao anatiny tao in :-D :-D :-D d natao ty interro mathematique mints tamizay, k za ts mahay math mints... nivaly ny interro, 00/20 ny naotindramatoakely... nalaelo ah hoe ts nahazo na d vidindranomainty aza! za alou zan efa ts mino anle iz fa bon, ny ouldebe no miteny d tsmaints arahana, d teny teny ian nande ny fotoana, d nariko le iz, sad menatra ian kou ny tena hoe refa le manao gym k misolo akanjo d itan'nu oul le zavatra otran ondana kely :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D d nariko nenà nariko tany angabone fa tsitako we nanin za hihihi! d t@ hanala BEPC ts nifanerasera t@ reo havanay reo mints a zan fa d nanao examen d nataoko ftsn arak ze nianarako ny fanadinako, fa in 2 nanala ian vo afaka... b lalao kou e! fa t@ hanala bac amizay d ouz ty bebeanay, ty mis ranomanitra omeko anao anaka, miaro iny, refa hanao examen enao d mihosora an'iny indrindra ny tanana fa hisosa ftsn ny tananao... ts niteny ah mou we aona sa aona fa mba ts hampalaelo an le bebe d noraisina ftsn le ranomanitra. Otran le tam bola kely ian, mis vovokazo tao anatiny. D ny centre ko teo Ampefiloha, d nisy havanay nipetraka teny akaikikaiky teny d tao am le havanay zà no nipetraka nandritra ny exam, d noteneniko anazy ny momba ilay ranomanitra d ouziz mants anà, oulndebe ndry zao fa ze ataondry, d nariko mou le iz fa ts novahako ts ataoko in ts nataoko in fa natsipiko teo ambaravarankelindry zareo ftsn... D ndremande efa ela b taty afara, niaraka teny analakely za sy le bebe anay nanome ranomanitra, d nisy nanataka ny harona nentiny, d very tao ny poketrany nisy vola 10 000F tamizany, d ouz le zanany vavimatoa, tokony mitondra gros yeux hono nareo ref amande mivoaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mahita raha le oul! zà ts mino an'ireny odiody reny alou e! hoe miaro e! blablabla...
71. remahity ( 12/08/2009 13:40)
mety mampiresaka i toi, mety marina koa, donc andeha ho fakafakaina ary, amin'ny maha-spesialista ahy:

-fanainga lavitra ve?
-sa ambalavelona?
sa mantsy tay rô longony?
sa albadiry mena?
kafe mamy?
sa kosa vody sarobidy?
sa nono fusée?

arakarak'ilay mbirake (ody) nalainao manko , no solution

raha fanainga lavitra ohatra, raha mangery ilay dadarabe nanome anao, dia apetrakao eo ambonin'ny kaps-n'ilay dadarabe ilay odiny, dia tsy mandaitra, dia sitrana i toi
72. remahity ( 12/08/2009 13:43)
ary toa 71 sahady ny valinteny teto (betsaka ny mpamaly)

tena hita fa samy nanandrakandrana zavatra fady daholo ireto gasy ireto

sady tokony ho an'ny @ fahasalamana ity sujet ity, fa tsy fitiavana akory
73. fahamarinana ( 12/08/2009 14:00)
:arrow: oie ! ino aby ireo zavatra ireo ry remahity ?... :^) (l)
74. ni81 ( 12/08/2009 14:51)
nivaly ny interro, 00/20 ny naotindramatoakely... nalaelo ah hoe ts nahazo na d vidindranomainty aza! za alou zan efa ts mino anle iz fa bon, ny ouldebe no miteny d tsmaints arahana, d teny teny ian nande ny fotoana,
:-D :-D :-D :-D
75. tess ( 12/08/2009 15:38)
Momba ilay resaka ody ndray, tam mbola kely zany d ny olondehibe tao aminay kou nanatona anireny mpanao ody sns ireny fa hoe miaro hono ts haiko alou hoe miaro @ in fa d zay ftsn no nolazaina, d hoe misy ody maha intelligent hono d refa interro d apetaka le iz, d satria mou zan ny prof ts miteny hoe interro amzao andro zao d any fona le ody... tena nosavain dadanay mints tamizany we any v le iz an d le izy tamizany a, lamba menamena ny lokony (nalaian t@ drapeau fa zay oun no mampahery anle izy) d ts haiko in iny vovonkazo tao anatiny tao in d natao ty interro mathematique mints tamizay, k za ts mahay math mints... nivaly ny interro, 00/20 ny naotindramatoakely...
:-D :-D :-D :-D io kou efa nampanaovin'ilay dadarabe arnakera anay e! nanala cepe de oe tsy maitsy afaka fanadinana fa atovy ery am vodin'ny sitlo ery ao anatiny ity tapakazo kely ity :-D :-D :-D pfff zao aho mieritreritra anzany de tena hoy aho hoe c pas possible....FA TENA veunjana be mitsy ve lay olondebe tamireny hihihih nefa tsy afaka 6eme fa cepe fotsiny :?
76. tess ( 12/08/2009 15:41)
mahita raha le oul! zà ts mino an'ireny odiody reny alou e! hoe miaro e! blablabla...
na ody miaro na hoe mosavy tsary mandaintra anga ah!
matoa ny olona lasa adala dia resaka psy ihany io, mila fitsaboana normale fa netsika izay oul lasa adala de oe namosavian'oul doldol 8-) :}
77. tess ( 12/08/2009 15:42)
sa nono fusée?
:roll: :roll: :roll: in no dikanazany???? :-D
78. ravonjison ( 12/08/2009 15:58)
Mirananirina:

Dia sanatria misy pams ve eto aminy serasera :( :( :(
Laingako izany,fa izaho manokana aloha dia tsy mino ny fisian'io zavatra io,hoe mandeha aminy alina ,mihoso-menaka sns....Fa amiko ny mpamosavy dia ireny manampoizina olona ireny dia izay.



D'accord tanteraka aminao aho.
79. ravonjison ( 12/08/2009 16:49)
tess:

bjr tena misy ody fitia izaho efa niarany victime sady misy koa ny mpamosavy mivoaka alina nohon'ny ody ratsy ataony masoko roa no efa nahita sy victime aho any dago io tena misy taona 70 entra 85 tsy angano akory. Izaho efa nahi ta sipa manja be nanao déplacemeny 500 fm haka ody fitia fotsiny lava ny tanatara rehefa misy fotoana dia lazaiko anareo eto izy

bjr bibidia elaela ndray zany :wink:
ok ok! misaotra nao nanazava sy nanazava, fa izaho lazaiko etsy ambony tant ke tsy niharany sy tsy nahita tsy mino ary resy lahatra, mariné e!
maheno tantara foana aho taloha na izao aza fa hoy aho hoe adalàna dool izany sy fitiavana te hitantara ..... :^)





Nanaraka ilay ady hevitra aho fa dia mitovy tanteraka amin' ny hevitrao ny hevitro ry Tess.
Manahirantsaina ahy tokoa ny mahita fa ny ankamaroan' ny gasy dia mbola manana fomba fisainana tranainy, finoanoampoana, sns. Tsy mahagaga raha azo ambakaina ny ankamaroany.

Ho an' i ranamana saika lasa mpamosavy :

Ny ody fitia diy tsy misy ( fanafody mahatonga olona iray hitia olona hafa ), ny ankamaroany dia fampitahorana, fandementsaina, fanapoizinana. Ireny dadarabe ireny dia olona manana fahalalána , matetika dia fahalalána empirique ( @ akapobeny fa tsy nandalo teste toxicologique ), matetika afeniny, noho izany azony atao tokoa ny manapoizina olona. Matetika anefa izany dia ampiasainy hahazoany tombotsoa manokana fa tsy tombotsoa hoan' ny rehetra. Noho izany laviko dia laviko tokoa ny pratique toy ireny.

Donc raha tsy nitelina poizina ianao, dia tsy misy atahorana, fa amboary aloha ny sainao. Mety hanampy anao @ izany ny finoana an' Andriamanitra.

Hoan'ireo izay te haka ody fitia : adinoy izany ody fitia izany fa tsy misy an'izany. Raha te haka vehivavy dia : miakanjoa tsara, amboary ny fomba fiteny, mitadiava asa sy vola, hogoy ny volo, amboary ny toetra, manána " life style " , manaona sport, sns...ireo ihany no hitako fa fomba mety mahatarika vehivavy.
Fa ny ody fitia dia resaka fandementsaina .
80. tess ( 12/08/2009 17:11)
zà kou d'acc d'acc amzé vosaratrao ry vonji ah! hainao mitry no nanazava azy :wink: ;-) :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5058