METY HO LASA MPAMS VE ZA FA NAKA ODY FITIA

41. simplex ( 11/08/2009 15:39)

mbola miandry an'le hoe aiza no misy dadarabe ahafana mividy ody fitia ooo :)

te hamosavy ah manko 8)8)

:@
42. bibidia ( 11/08/2009 15:42)
simplex:


mbola miandry an'le hoe aiza no misy dadarabe ahafana mividy ody fitia ooo :)

te hamosavy ah manko 8)8)

:@



izaho mahafantatra any dago tsy fantatro izy na mbola velona izay na tsia
alohany izany raha hoany ianao dia misotroa tsy maty andavaka ary matsiaro dia miakatra, ary lambo henjana dia atoroko anao ilay izy ...
43. ni81 ( 11/08/2009 15:46)
je ne crois pas ny herin'i ratsy , hatramin'izao aho mbola tsy nahita donko tsy mino, ary tsy mino ny herin'i mpamosavy sy ny mpanao fanafody dadarabe voyant sns...
Misy ny herin'ny ratsy ka! ny mpanao fanafody koa maro na any dago na aty ivelany, fa ny mpamosavy aloha aho tsy mbola nahita fa nandre fotsiny.
44. simplex ( 11/08/2009 15:47)

bibidia:
izaho mahafantatra any dago tsy fantatro izy na mbola velona izay na tsia
alohany izany raha hoany ianao dia misotroa tsy maty andavaka ary matsiaro dia miakatra, ary lambo henjana dia atoroko anao ilay izy ...
ok ok
efa mitady vitsika maty vady koa ah raha ilaina.
akoholahy sy ny tantely...

efa vonona ah eee.
Tandremo sao tsy mampa mamosavy akory le izy an :)
45. tess ( 11/08/2009 15:48)
bjr tena misy ody fitia izaho efa niarany victime sady misy koa ny mpamosavy mivoaka alina nohon'ny ody ratsy ataony masoko roa no efa nahita sy victime aho any dago io tena misy taona 70 entra 85 tsy angano akory. Izaho efa nahi ta sipa manja be nanao déplacemeny 500 fm haka ody fitia fotsiny lava ny tanatara rehefa misy fotoana dia lazaiko anareo eto izy

bjr bibidia elaela ndray zany :wink:
ok ok! misaotra nao nanazava sy nanazava, fa izaho lazaiko etsy ambony tant ke tsy niharany sy tsy nahita tsy mino ary resy lahatra, mariné e!
maheno tantara foana aho taloha na izao aza fa hoy aho hoe adalàna dool izany sy fitiavana te hitantara ..... :^)
46. booboo ( 11/08/2009 16:20)
efa mitady vitsika maty vady koa ah raha ilaina.
akoholahy sy ny tantely...


Simplex > tsara anaovana poulet au miel zao zany fa tsy hanaovana mosavy. Very hasina ny vilany gasy tokony handrahoina ireo raha soa be ireo raha atao @ mosavy. Sady perte be koa ny lela tsy manandrana ny tsirony akory é
47. ikaretsaka ( 11/08/2009 19:00)
Hs kely fa mino aho fa arak'i Rakapy sy ry zalahy mpakany Ilakaka fa ao atsimo andrefann"ny carrieres taloha ao misy lavabato kely izay fananteran'ny olona io fanatitra io (tsy haiko aloha hoe ody inona sy inona aby no hivavahany sy hoe nahazo zavatra inona izy ka manatitra eo) fa misy manatitra bonbon ka tantely ka akoholahy ka....
fa ireo akoholahy ireo misy ratsy fatotra de mitsoaka de tonga any an-tanana fa reven'ny toto be an, de misy masira sy bebgal milay be ireny koa de alainay ampiadiana fa lasa mirenireny miverina eny @ carriere eny fotsiny
....za mao tsy mihinana akoho

le tantely sy bonbon koa misy mihinana fa za tsy nety nahita mihitsy rehefa nandalo teo @ le lavabato fa ngamba efa misy pokona tonga talohako... nefa ireny tantely remby ireny milaaaaaay an
48. tess ( 11/08/2009 20:10)
fa misy manatitra bonbon ka tantely ka akoholahy

adalàna sy fandaniam-potoana fotsiny ireny noho ny finonoampoana :lol:
49. ikaretsaka ( 11/08/2009 21:05)
efa hoe aza manaratsy ny finoan"ny sasany fa alaivo fotsiny ny akoho raha ilainao de hano ny bonbon, rehefa tsy ilain'ilain'ilay olona na zavatra nanaterany azy
50. tess ( 12/08/2009 05:32)
zà ngah manaratssy e! milaza ny hevitro sy ny fandraisako azy fotsiny aho, adalàna be oà satria efa nandalo tamireny ihany talou fa :x famitahana sy fandrebirebena sain'oul no betsaka, victime matoa masaky milazza ny fa tsy mahavoa ireny :-P
51. tess ( 12/08/2009 05:34)
sady milaza ny marina aho dia ilay tsy mahatanty ny fahamarinana no hanaovana hoe manaratsy ve??? :roll: :-D
52. ari.malala ( 12/08/2009 06:32)
TESS Ianao zany le karazan'ol tsy mba mi comprendre ol mitsy sady tsy mba mamela heloka koa na dia mi reconnaitre aza le ol fa diso
dia izao zany no iy @ andro hamakianao ity message ity de hahita zvt ianao izay tsy hampozinao
oudry! :roll: fa manin kou no manozona? d fahafinaretanao sa fahasoavanao raha manin manin i Tess?

ok ok
efa mitady vitsika maty vady koa ah raha ilaina.
akoholahy sy ny tantely...

efa vonona ah eee.
Tandremo sao tsy mampa mamosavy akory le izy an
=)) =)) =)) simp hoa hafa mints hihihi
53. fahamarinana ( 12/08/2009 06:44)
:arrow: Ny ahy ndray tsy resaka hoe finoana sy fahatahorana fa fanajana fontsiny !Samy masina an-taniny hono dia samy manana ny fombany !Lehibe tany anindran-tany aho fa nahita karazany koa raha resaka tahaka ireo,tsy mpams aloha no lazaiko an (na dia hoe nisy namana nolazain'ny olona fa mpams saingy nijanona ho namako foana rahateo,tsary nitsikilo koa aho aloha sady tsy nahazo loza taminy rahateo fa toa nifankatia tsara zahay mirahavavy )fa ody sy ny karazany ! Nahita olona akaiky niharany koa dia nahita olona notsaboina dia sitrana ary nahita namana akakaiky tsy afaka fa lasa foka tanteraka !...
Elodie2 :aza misomonga amin'io !Ary ilay fanozonana koa toa tsy mety na handaitra na tsia ! tokoa moa !
simplex : efa nandaitra ve izy zao r'ise a ! :D (l)
54. elodie2 ( 12/08/2009 07:42)
tess: mialatsiny @ le fanozonana
dia misaotra @toro hevitra rehetra soa lavo hahay hamindra iny ary soa kenda hahay hitsako
55. ari.malala ( 12/08/2009 07:48)
Elodie, marina akia fa ny fo ranomafana ary ny olona rehetra tsy ary hitovy hevitra fa tandremo @ manaraka a!
56. tess ( 12/08/2009 10:36)
elodie2:

tess: mialatsiny @ le fanozonana
dia misaotra @toro hevitra rehetra soa lavo hahay hamindra iny ary soa kenda hahay hitsako


tsy misy tsiny aky ah!

:-P tsy de mandaitra amiko na ny ozona na ny mosavy donko no problem, ianareo fotsiny no mamplahelo ahy am adalàna otrzany.....
57. tess ( 12/08/2009 10:38)
oudry tsy ianareo fa ianao sao mivadika eto ndray ny resaka....
TSY Misy torohevitra omena fa samy manao zé tiny ny olona e!
reo hevitry ny ankizy etsy ambony maro azo tsoahina....ho anao
ny hevitro manokana dia tsy mino aho ary tsy manome lanjany an'ireny raha hafahafa ireny.... :-P
58. ari.malala ( 12/08/2009 11:13)
:-D :-D :-D :-D sipa mazandoha mints an :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D
59. ni81 ( 12/08/2009 11:20)
tsy de mandaitra amiko na ny ozona na ny mosavy donko no problem, ianareo fotsiny no mamplahelo ahy am adalàna otrzany...

Fa ity ho tantaraiko ity dia tena zavatra hitako.
Nisy olona nalevina tao @ ilay fasana iray izay. Dia efa-bolana taorian'io dia nisy olona maty hafa indray, ary tokony hilevina ao koa. Raha ny tokony ho izy dia tsy azo vohaina ilay fasana fa tena mbola mando ary hamoaka fofona be ilay razana ao io.
Dia nisy rangahy iray tao an-tanànanay, ary izy io efa malaza fa mpanao ody maimbo. Dia rehefa vita sy nahazo alalana t@ manampahefana ary dia azo alevina ao @ ilay fasana ilay olona vao maty.
Dia lasa nialoha lalana ny rehetra ilay rangahy mpanao fanafody namoha ilay fasana, ary rehefa tonga teo izahay dia nampiditra ilay razana vaovao fa tena tsisy fofona na kely aza ilay razana efa tao taloha.
Dia talanjona sy gaga t@ ilay resaka ody. :roll:
60. tess ( 12/08/2009 11:34)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D sipa mazandoha mints an :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D

bah! je suis kom ça!

:^) :-D :-D :-D zà ky raha vao mbola angano arira hono hono tsy avy hino mitsy aho ah! raha tsy izaho no nahita sy niharany de ok! donko tsty mbola resy lahatra atramzao, maheno olona mitantara aho de tiko ery ny mihaino azy fa otran'ny mihaino angano hôrera :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085