Izay tiana mitombo tarehy!

1. niryna ( 14/02/2007 18:13)
Inona tokony no tena hevitr'io teny io?Na hita fa ratsy izao aza ve ilay olona dia lasa bogosy na manjakely sa ilay toetrany no mahatonga izany.Ary ny hoe jamban'ny fitiavana.
Misaotra antsika
novalian'i niryna ny 15/02/2007 18:59
2. rush ( 14/02/2007 19:05)
fa mba ahoana no fahitan'i niryna ny olontianao ?
3. xxx ( 14/02/2007 20:01)
lasa ngôda bé ny lohany=))=))
4. pissoa ( 14/02/2007 20:05)
xxx :-D:-D:-D

otran'ito ve ?
5. fasaly ( 14/02/2007 23:41)
marina io ka! zay tina mitobmo tarehy ary lasa manja be mitsy lay olona an!:-P:-P:-P:-P
6. niryna ( 15/02/2007 06:10)
rush:

fa mba ahoana no fahitan'i niryna ny olontianao ?

mbola tsy novalianao ny fanontaniako dia hamaly sahady ahy ve :P:P:P

7. niryna ( 15/02/2007 06:11)
xxx:

lasa ngôda bé ny lohany=))=))



:roll::roll::roll::lol::lol::lol:
8. niryna ( 15/02/2007 06:12)
pissoa:

xxx :-D:-D:-D

otran'ito ve ?

Tsy ratsy kosa io ry pissoa a aiza ianao no tsy hitako?

9. andrea ( 15/02/2007 08:22)
xxx:

lasa ngôda bé ny lohany=))=))


ho wa ry xxx, ny lohany fotsiny ve ? =)) =))
10. xxx ( 15/02/2007 11:50)
raha gidro ilay olona dia mety io casque io aloha e!=))=))=))
11. pissoa ( 15/02/2007 17:39)
niryna:
Tsy ratsy kosa io ry pissoa a aiza ianao no tsy hitako?

:roll: ito za kou aiza ...
12. xxx ( 15/02/2007 18:19)
niryna:
mbola tsy novalianao ny fanontaniako dia hamaly sahady ahy ve :P:P:P
nga indray tsy hoe matoa niryna nametraka fanontaniana dia efa hainao ny valiny ? satria hoe mpampianatra ? :roll:


13. niryna ( 15/02/2007 18:59)
xxx:

niryna:
mbola tsy novalianao ny fanontaniako dia hamaly sahady ahy ve :P:P:P
nga indray tsy hoe matoa niryna nametraka fanontaniana dia efa hainao ny valiny ? satria hoe mpampianatra ? :roll:




xxx ny andrato ady foana no ataony.:*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1469