sandwich au poulet
1. memerz
(
14/02/2007 20:24)
Mbola kely ireto ankizy roa dia niara-dalàna foana (vavikely sy lahikely), na nankany an-tsekoly, na tany an-tsekoly na rehefa mody avy any an-tsekoly. Dia ny gouter an'zareo 2 kely dia sandwich au poulet foana,ary ataon'ny ray @ ndreniny zareo mitovy foana, isan'andro dia sandwich au poulet foana.
Taty aoriana nefa, nony efa samy tafakatra collège ireto mpinamana, teo @ faha 12 taonan'ilay vavy dia niteny t@ ilay lahy izy hoe "zà tsy hihinana sandwich au poulet intsony",
-lahy:fa maninona?
-vavy:satria manoboka ho lasa ohatran'ny poulet aho,
-lahy:fa ahoana ?
-vavy:misy volo maniry kely eo anelakelam-pé-ko, dia ohatran'ny mahatsiaro ho lasa poule aho.
Nijanona hatreo ny fihinanan'ny vavy an'ilay gouter sandwich au poulet, fa ny lahikely mbola nihinana ihany, dia nihinana.
Nony taty aoriana nefa dia nantsoin'ny lé bandy @ zay lé sipa, dia toy izao ny resaka :
-lahy:tapa-kevitra koa aho fa tsy hihinana sandwich au poulet intsony
-vavy:fa ahoana ?
-lahy:satria ohatran'ny mahatsiaro ho lasa poulet aho, misy zavatra ohatran'ny anao ao @ elakelam-peko
-vavy:eo hoe jereko zany ?!!
Dia nasain'lay bandy nojereny lé sipa, dia hoy lé sipa avy eo
-vavy:oouuuunnn, zany rehefa tara loatra vao nananpa-kevirta hijanona tsy hihinana sandwich intsony e, zao sady efa lasa be volo bé lé izy no efa lasa misy takorobabony, :D

novalian'i xxx ny 21/02/2007 20:29