Mila Azy foana ny olona.

1. niryna ( 14/02/2007 18:46)
Na manan-karena na mahantra, na salama na marary,na inona fari-pahaizana na tsy nandalina fahalalana dia mila an'Atra foana.
Toa mahatsiaro ilay voady aho hoe na manan-karena na na mahantra,na salama na farofy...ho tia anao aho mandra-pihavin'ny fahafantesana.Toy izany ihany koa ny fitiavan-tsika Azy.
novalian'i mbolasoa ny 12/03/2007 19:00
2. rush ( 14/02/2007 19:12)
niryna:
Na manan-karena na mahantra, na salama na marary,na inona fari-pahaizana na tsy nandalina fahalalana dia mila an'Atra foana.
iza anefa no tsy mahafantatra an'zany ? Andriamanitra no nanomé ny ainy ka tsy ho fantany ve zany ?


3. lamie ( 14/02/2007 21:40)
tsy azoazoko ny voalazan'i niryna etsy ambony,ny fitiavana an'Andriamanitra tsy misy voady atao,tsy tokony ampitoviana na @ inona na @ inona,ary na ankoatry ny fahafatesana aza dia tsy miova io fitiavana an'Andriamanitra io,satria Izy no manome antsika ny harena, ny mosary,ny arentina, ny fahasalamana, ny fahaverezana ary tsy isika no misafidy Azy fa Izy no misafidy antsika.
4. majesty ( 15/02/2007 05:20)
Mila an'Andriamanitra tokoa ny sarangan'olona rehetra,fa ilay Andriamanitra inoany no samihafa.Ny an'ny olona sasany mety ho ny vola no Andriamanitra...sns
5. prime ( 15/02/2007 06:03)
Andriamanitra tokoa no mifidy...
niryna> Misy olona tsy mila an'Andriamanitra kah, sady sahy rahateo aza izy miteny mihitsy hoe tsy misy Izy...
6. niryna ( 15/02/2007 07:31)
lamie:

tsy miova io fitiavana an'Andriamanitra io,satria Izy no manome antsika ny harena, ny mosary,ny arentina, ny fahasalamana, ny fahaverezana ary tsy isika no misafidy Azy fa Izy no misafidy antsika.

Marina tanteraka izany,rehefa tsy nofidiany isika dia ...

7. prime ( 15/02/2007 07:39)
lamie:
satria Izy no manome antsika ny harena, ny mosary,ny arentina, ny fahasalamana, ny fahaverezana ary tsy isika no misafidy Azy fa Izy no misafidy antsika.
... marina fa Izy no mifidy fa raha zohina ny tantaran'i Joba dia tsy Andriamanitra lmihitsy no nanome ny aretina, ny fahafatesana... ny fahaverezana koa aza...

Andriamanitra tsy mankasitraka mihitsy ny fahaverezan'ny olona saingy manaja kosa ny finoana sy ny lalana nosafidian'ny tsirairay ka mampitombina ny Teniny fa izay mino an'i Kristy ihany no voavonjy...
8. majesty ( 16/02/2007 06:57)
eo amin'Andriamanitra tsy misy fifidianana tavan'olona ka,fa tianay avokoa ho vonjena ny olona rehetra,izy aza nilaza fa tsy sitrany ny ahafaty ny ratsy fanahy
9. xxx ( 16/02/2007 07:20)
prime:

Andriamanitra tokoa no mifidy...
niryna> Misy olona tsy mila an'Andriamanitra kah, sady sahy rahateo aza izy miteny mihitsy hoe tsy misy Izy...

Toa mila azy daholo ny olona,fa amin'ny fotoana izay ilain'ny olona azy sy ny mahaporitra azy :P:P

10. prime ( 16/02/2007 11:21)
xxx> izany an...:wink:
11. fijo ( 16/02/2007 21:38)
za tsy mila azy .fa aza lazaina fa mila azy daholo ny olona.
12. xxx ( 17/02/2007 00:47)
fijo:

za tsy mila azy .fa aza lazaina fa mila azy daholo ny olona.

Fijo ilay tsy mila azy fa manantena ny hareny ety an-tany na misy eloka tiany ho tazomina sy tiany omen'azy :P:P:P.ary amin'izay fotoana hitadiavany aza vao hoe aiza ianao :arrow::arrow:

13. niryna ( 17/02/2007 06:51)
xxx:

[quote=fijo]
za tsy mila azy .fa aza lazaina fa mila azy daholo ny olona.

Fijo ilay tsy mila azy fa manantena ny hareny ety an-tany na misy eloka tiany ho tazomina sy tiany omen'azy :P:P:P.ary amin'izay fotoana hitadiavany aza vao hoe aiza ianao :arrow::arrow:

Asa aloha fa tsy afaka hitsara olona ny tena,mivava mba ho voavonjy ny fanahiny.


14. prime ( 20/02/2007 10:44)
aho:
Misy olona tsy mila an'Andriamanitra kah, sady sahy rahateo aza izy miteny mihitsy hoe tsy misy Izy...
Izaho aloha dia mbola mahita sy mitàna an'io hevitra io hoe mitombina...
15. niryna ( 21/02/2007 06:42)
prime:

aho:
Misy olona tsy mila an'Andriamanitra kah, sady sahy rahateo aza izy miteny mihitsy hoe tsy misy Izy...
Izaho aloha dia mbola mahita sy mitàna an'io hevitra io hoe mitombina...



:cry::cry:
16. majesty ( 21/02/2007 11:41)
Andriamanitra miandry antsika foana fa isika matetika no manamafy fo!
17. prime ( 21/02/2007 15:08)
niryna> Fa maninona niryna?:lol:
18. fijo ( 21/02/2007 23:25)
xxx an,aza manantena zavatra tsy hita izany fa fahalemena izany
19. prime ( 23/02/2007 09:06)
fijo> ka izay anie no endriky ilay hoe mino anankiray e...
20. fijo ( 24/02/2007 00:15)
ka le izy ary tsy mihaino anao akory ve de hoantenaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2025