Mila Azy foana ny olona.

21. Salut ( 24/02/2007 22:36)
Ho anareo rehetra milaza fa tsy mila an'Andriamanitra ireo: Iza no mamorona io rivotra ivelomanareo isan'andro io? Tapeno hoe ny orona raha mbola afa-miaina ianareo? Aza mirediredy re.
Fijo: Fahalemana ve ny finoana? Ny tsy finoana no tena fahalemena satria miantehatra lava amin'ny hita maso, andevozin'ny herin'ny vola, na ny Kibo, na filan'ny nofo sns... Mampalahelo
22. nambinina1 ( 27/02/2007 08:11)
Marina ny tenenin'i Niryna ary miombon-kevitra aminao aho.
fa ny tiako hazavaina an'i Fijo de hoe Andriamanitra misy ary mbola hampiseho aminao Izy indray andro hoe misy Izy ary mbola hampisehony aminao ny Heriny, ny Fahaizany...Ny tiako tenenina an'i Fijo de hoe aza mahatoky ny fahaizana sy ny harena amin'izao fiainana izao fa Tadidio hoe iza no namorina an'ireny zavatra rehetra ireny?
Izay ry Fijo a
23. fijo ( 27/02/2007 23:09)
kay le,ny finoanoampoana ve no atao hoe hery????loza raha izay ka.minoa ao ary e,de andraso eo izy fa aza miasa
24. niryna ( 12/03/2007 03:07)
Salut:

Ho anareo rehetra milaza fa tsy mila an'Andriamanitra ireo: Iza no mamorona io rivotra ivelomanareo isan'andro io? Tapeno hoe ny orona raha mbola afa-miaina ianareo? Aza mirediredy re.
Fijo: Fahalemana ve ny finoana? Ny tsy finoana no tena fahalemena satria miantehatra lava amin'ny hita maso, andevozin'ny herin'ny vola, na ny Kibo, na filan'ny nofo sns... Mampalahelo




=D=D=D=D
25. mbolasoa ( 12/03/2007 19:00)
Tsy aiko aloha ny amin'ny tsy mino fa aminay mino d misy lanjany bdd lé oe : "minoa an'i Jesosy Tompo dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao" aiza indray no hahita toky mamy ôtran'izany? ka izany no mahatonga any mifikitra mafy. "Andramo ka zahao fa tsara Jehovah"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067