Efa voasoratra any

1. krysta ( 15/02/2007 07:41)
Mahafinaritra ahy io hira io r zareo ka mba omeo zay manana dia misaotra mialou mitafotafo mihintsy:P
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 15:36
2. krysta ( 15/02/2007 07:50)
Mahafinaritra ahy io hira io r zareo ka mba omeo zay manana dia misaotra mialou mitafotafo mihintsy
3. Fiffi ( 15/02/2007 08:13)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3766 de tsidio hiany ny tononkira fa bdb ny tononkira ao...:)
4. ralos ( 15/02/2007 15:19)
Marina ny an'i Fiffi. Misaotra Fiffi ah!
Mba mazotoa mijery ary aloha ry krysta sao dia mety mba mahita ny tsy fahita any!:-D:-D:-D (tonon-kira io an!)
5. Fiffi ( 15/02/2007 15:27)
ralos: soahiany fa tononkira akia eh ? :-D:-D:-D:-D
6. ralos ( 15/02/2007 15:35)
Ie, misy tononkira mivadika horera mantsy:roll:
7. Fiffi ( 15/02/2007 15:36)
heu...fa jereo ange atsy ambadika atsy fa nandefa site misy clip mahatratra 200 zah ao an ! fa toa tsy misy orera kah ! hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0611