MAP
1. salopard
(
14/02/2007 16:06)
lazao anay inona no ao @ MAP ary ahoana no hilazana fa tsara io.
tohananareo le izy nefa tsy voahazavanareo. LAZALAZAO anay AZAFADY TOMPOKO,
i kitjo izay nahazo ny 1er edition , no any @ tany tsisy gasy dia mazava fa mpiasan'ny ambasady, mazava ny itiavany azy , fa ny sasany ahoana
lazao na MAPmé, na MAPtehikapa,
raha MAPmé dia hamonosako mofogasy
raha MAPtehikapa, dia g veux les 3 versions pour m'en torcher le cul
sniff, sniff, tsy ampy dôzy

novalian'i jefra ny 16/02/2007 23:59
2. Fiffi
(
14/02/2007 16:22)
de jereo ny gazety fa voalaza ao daholo ny zavatra tsara rehetra.....
(tandremo mifafa @ gazety fa mahavoa ny emoroïde)

4. Fiffi
(
14/02/2007 17:44)
-Notamment celui de la construction d’un centre de conférence internationale à Ivato, dont les travaux sont bien entamés
-C’est le cas également de deux projets d’usine de cimenterie.
-la faisabilité de la mise en place d’un centre de lutte contre le paludisme est à l’étude
-dans l’exécution du Map, essentiellement dans les secteurs de l’énergie, de l’éducation et de la santé.
-Tout comme il a assuré du développement du tourisme russe à Madagascar.
-
Entre le Premier ministre et le successeur de James bond, les discussions ont tourné autour de la vision du développement qui est en train de se préparer. Selon Robert Blake, la stratégie de la Banque Mondiale est maintenant d’aligner les projets avec le Map, pour qu’ils soient appropriés à la population locale. Aussi s’est-elle engagée à mettre en œuvre ses actions en fonction de ce plan. Madagascar pourrait ainsi bénéficier de crédits supplémentaires. La décision en sera prise à la réunion du Conseil d’administration de la banque en juin.
Midi madagascar

5. ratonga
(
14/02/2007 22:57)
salopard:
fa maninona raha hazavainao
sa tsisy zavatra hainao izany
de miala bala
http://video.google.fr/videoplay?docid=-8944214956671324914&hl=fr
dia ny tena tompon'andraikitra faratampony no hamaly anao
(vidéo nalefan'i Ralay)
7. bazylou
(
15/02/2007 00:19)
mitombo ihany ny trosa e:: ny inflation tsy tafidina intsony fa hitombo koa aza!! milay ka
8. ratonga
(
15/02/2007 00:31)
fijo:
ratonga an,salopard ve ahay hanontany e
k"ita ko ny andry zalà alou ra kritika dé tena ainy tsara
9. Fiffi
(
15/02/2007 11:22)
ratonga: zany ange hoa eh ! tsy mba ny zavatra tsara vita na efa natomboka no jerena de fa...foana ...
10. bazylou
(
15/02/2007 12:06)
inona ny zavatra tsara vitany sy hokasainy atao e?? inona ,,???? tss ny devika aru io tsy tafaverina intsony!!
13. Fiffi
(
15/02/2007 12:22)
An’ny Malagasy rehetra ny MAP
Taorian’ny fotoam-pivavahana dia nanazava sy nandresy lahatra ireo teratany malagasy ireo momba ny drafitrasan’ny Madagasikara AmPerin’asa na ny MAP ny Filoham-pirenena.
Nofaritany tamin’izany ireo tondrozotra valo tsy maintsy tanterahina raha tiana ho tanteraka ny fampandrosoana haingana an’i Madagasikara. Koa tsy ny Malagasy any an-tanindrazana ihany, hoy izy, no mandray anjara amin’izany fa ny Malagasy rehetra monina aty ivelany koa dia manana andraikitra lehibe amin’ny fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasika-ra.Niantso ny mpiara-miombona antoka amin’i Madagasi-kara ihany koa ny Filoha Ravalomanana mba hiara-mandray an-tanana amin’ny fampandrosoana tian-kotanterahina.

15. bazylou
(
15/02/2007 21:21)
hanao izay ho afany hanova toe tsaina sy hanao plan marshal hono levalonareo e!!
zanak'andriamanitra aza tsy naova toe tsaina , maika fa izay le8!! tssssssss mpampandry adrisa fotsiny io!!
ILa plan marshal aloha dia tsy hisy mihitsy e;; na dia mitomany mafy ho amin'ny usa sy eropa aza ialahy le8 dia tsy hahazo an'io mihitsy!!

16. jefra
(
15/02/2007 21:52)
lapino> Ny plan Marshall ve moa tsy ny saosy hanaovana azy no tena zavatra. Toa tsy misy resaka financement mahintsiny. Sa ve moa mbola mitombina ilay nolazain-dRa8 hoe "Ny vola betsaka fa ny handaniana azy no tsy misy" :wink:
17. lapino
(
16/02/2007 13:19)
jefra> niresaka financement lery ka: 7 miliara USD hono no ilaina @ MAP, dia efa azo ny 5
18. jefra
(
16/02/2007 14:04)
lapino> Misaotra am info. D avy aiza io vola io 5 efa azo io ary ahoana ny condition de remboursement hono?
Raha mba azonao omena infos bebe kokoa na reference. Vola be izany USD 5 miliara zany. Mankasitraka.

19. lapino
(
16/02/2007 14:41)
jefra> t@ le video tany Nice iny izany. Tsy tena noresahany tao ilay niavian'ilay vola 5 miliara aloha
Mba asio maso kely nge le izy fa interessant ihany mihaino azy ;)