lapino,fijo> Misaotra am info sy toro-hevitra.
Tatitry ny gazety no vakiako! Raha ny kabarin-dRamose tsy ampitain'ny gazety...dia mbola resaka manidina izany (amiko). Eritreritra/vinavina no andraisako ny USD 5 miliara raha mbola kabary amina cercle diaspora fotsiny.
Noheveriko efa nisy institution nanolotra vola hoe ity sy ito no atao amin'ity 5 miliara ity dia izao no conditions. Mamaky ny tora-po isam-paritra any Dago aho dia tsy mahita zavatra mivaingana hoe ito no ilainay, ka izao ny cout, hatreto ataonay, itsy ilanay fanampiana am firenena, izatsy itadiavana tohana avy any ivelany.
Satria mbola tora-po isaky ny region, dia mbola haravona, hasiana priorité, evaluations, izay vao apetraka ny dosie fangatahana fanampiana, dia miandry contre expertise, mitombina daholo ve .... mbola lavitra ny fitazanako azy, aman-taona...
Fa enga anie ka ho diso fijery aho fa ny anareo no marina.