Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i memerz, milahatra araka ny daty
memerz
(
29/03/2007 23:05)
Inona no mampitovy sy mahasamihafa ?
1-) inona no mampitovy ny playstation 3 sy ny nonon-dreny ?
2-) inona no mahasamihafa ny tandramokotra sy ny tanalahy ?
3-) inona ny mampitovy ny sipa banga sady be molotra @ nivaquine ?
4-) inona ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 04/04/2007 19:57
memerz
(
14/02/2007 20:24)
sandwich au poulet
Mbola kely ireto ankizy roa dia niara-dalàna foana (vavikely sy lahikely), na nankany an-tsekoly, na tany an-tsekoly na rehefa mody avy any an-tsekoly. Dia ny gouter an'zareo 2 kely dia sandwich au p...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/02/2007 20:29
memerz
(
08/02/2007 20:33)
vitsika a ?!!
Nisy bandy iray zany tena manampahaizana manokana momba ny vitsika, satria io no fianarana nataony, Dia namory olona izy fa hanazava théorie. Dia nandeha teo ny fanazavany dia niteny t@ olona izy hoe...
tohiny
novalian'i kala ny 20/02/2007 07:02
memerz
(
07/02/2007 23:38)
georges koa an!!
Leo ity naman'i georges ny farany ka tsy ariny dia nanotaniany i Georges ary nomarihiny tsara, dia hoy i leiry
- Ialahy ity lesy ry georges tsy azoko mihintsy, ialahy rehefa anontaniana dia tsy mba m...
tohiny
novalian'i kala ny 20/02/2007 07:04
memerz
(
30/09/2006 15:19)
fahalalampomba
Tao ampianarana ity tantara ity, t@ ny fampianarana momba ny fahalalampoba.
hoy ny mampianatra:
- ikoto, ahoana no teneninao raha miaraka misakafo @ zazavavy tena mpanankarena sy tsara taiza hianao,...
tohiny
novalian'i kala ny 03/10/2006 12:24
memerz
(
30/09/2006 07:56)
fasika
nisy fasika anakiray niresaka t@ fasika anankiray, teny @ tora-pasika.
hoy izy mantsy ilay namany, mino aho fa ohatran'ny feno manaraka tsika roa....
tohiny
novalian'i rnjak ny 23/10/2006 12:02
memerz
(
30/09/2006 07:51)
zanaky ny mpanjaka
Novoriana ny lehilahy teo an-tanàna fa hoe efa tokony hanambady ny zanaka vavin'ny mpanjaka; ka izay lehilahy mahay milomano indrindra mahatafita ilay rano feno voay no ho eken'ny mpanjaka ho vadin-j...
tohiny
novalian'i kala ny 02/10/2006 08:41
memerz
(
14/04/2006 22:08)
tanalahy tany andanitra
Tantaraiko anareo ny tantaran'ny tanalahy.
Fahiny elabe hono, dia tany andanitra ireny tanalahy ireny, izy no rapide sy mavesatra indrindra tany, izy no biby rapide ndrindra sady ngeza ndrindra tany ...
tohiny
novalian'i pissoa ny 28/04/2006 08:26
memerz
(
14/04/2006 22:00)
ravalo sy france
T@ zà vao tonga teto France zany dia nipetraka t@ olona aho, dia misy sirènes(feon'ny police na pompier) foana henoko,
-Dia ozy le cousine keliko: chez nous c'est toujours la police ou les pompier...
tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:46
memerz
(
25/03/2006 02:36)
ovni
Miala tsiny fa @ teny frantsay kely ity:
Combien il y a de sortes d'OVNI ?
...........
...........
...........
...........
Il n'y a que deux:
L'OVNI tender et L'OVNI true...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:20
memerz
(
08/02/2006 19:23)
mahatsiaro an'i dragona sisa tavela
Nahita ny rainy nisotro toaka ity zanany lahy dia hoy izy: dada a, zà koa hisotro toaka hiaraka @ dada?! dia hoy ity rainy hoe:takatr'ialahy @ filahian'là nga ny lavabodin'là ?! dia hoy ilay zaza ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:23
memerz
(
08/02/2006 13:11)
plombier
Nisy ramatoa hono niantso plombier fa hoe simba ny bidet(fisasanilay ramatoa vao maraina).Tonga aza ity plombier BE VOLOMBAVA BE;
-RAMATOA: tena misy olana io rangahy ty fa mba jereo.
Nojeren'ilay ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 17:10
memerz
(
02/02/2006 20:35)
zidane sy barthez
nanao baolina tany dago hono ny ekipe de france, dia resy t@ isa mavesatra ny scorpion de madagascar! dia nihoraka ny olona gasy rehetra hoe andaoho vonoina ireto frantsay ireto.
Dia niaraka t@ izay ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/02/2006 16:13
memerz
(
12/10/2005 21:46)
klé molety sy tanalahy
niresaka ireto zatovolahy siantifika;
Dia hoy ny iray, ahoana no hanavahan'ialahy clé à molette sy tanalahy,
-teo ny iray dia nisaointsaina be teo ary tsy nanakvaly
-Dia hoy ilay iray hoe:hapetra...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/10/2005 19:06
