zidane sy barthez

1. memerz ( 02/02/2006 20:35)
nanao baolina tany dago hono ny ekipe de france, dia resy t@ isa mavesatra ny scorpion de madagascar! dia nihoraka ny olona gasy rehetra hoe andaoho vonoina ireto frantsay ireto.
Dia niaraka t@ izay ny frantsay dia nahita hevitra hoe hanao deguisement hiala ao mahamasina, dia nitsofoka vestiaire, dia samy nanao ny deguisement-ny avy, dia nivoaka tao @ vestiaire dia tena tsy nisy nahalala tokoa!!, fa nisy niarahaba ihany ZIDANE hoe:"manahoana zidane", rafotsibe io!!; dia tena gaga i leiry hoe fa ahoana le ?.
Tonga tao @ hilton dia rehefa te hivoaka ao dia tsy maintsy hanao deguisement.Zidane @ io efa manao otran'i ben laden;le hoe be volombava de manao fehiloha, fa mbola narahabain'ilay rafotsibe ihany hoe:"manahoana Zidane";
Tena vakiloha leiry hoe ahoana aza aho no fantatr'ity rafotsibe ity foana, dia nanova deguisement ndray dia nividy malabary, nanao kapa hoditra dia nihositra tany mena, fa mbola narahabain'ilay rafotsibe ihany hoe:"manahoana i zidane", kay le rafotsibe kay BARTHEZ!!.
répondu par Veloo le 15/02/2006 16:13
2. Vahinala ( 02/02/2006 20:46)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. vegas ( 02/02/2006 22:56)
[size=19px]hihihihih[/size]
4. Lejim ( 03/02/2006 00:30)
haha, fa naninona barthez no niteny Gasy, lol
5. jentilisa ( 03/02/2006 05:08)
an3! amin'ny teny fratsay io ka! fa inona moa iazny scorpion? barea anie izao no izy e!
6. diamondra27 ( 03/02/2006 07:03)
:-D:-D
7. dadabe ( 03/02/2006 08:30)
:roll::roll:
8. sonwin ( 03/02/2006 09:50)
asio fihomehezana leisy e :-D , raha tsy kobon'ialahy ny mampimé dia andana aloha mana :@:-$:°)
9. Achia ( 03/02/2006 12:56)
tena mahafinaritra e! dia mba andefaso hafa ndray:lol::lol:
10. pissoa ( 03/02/2006 13:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
11. Veloo ( 03/02/2006 16:47)
inn/iza ty bartheza ry reto? za tsy maharaka kle:°)
12. pissoa ( 04/02/2006 14:48)
Mpanao baolina Frantsay retsy ah :-*
De mihomeheza amin'izay :-D:-D:-D
13. Veloo ( 05/02/2006 02:02)
zane ve? tsy mampime knou:-D:-D:-D
14. pissoa ( 05/02/2006 17:13)
15. sonwin ( 05/02/2006 17:27)
:-D
Veloo>andana koa aloha zany mana :@ de mahita ilay mampimé :-D
16. Veloo ( 05/02/2006 23:15)
:roll::-D:-D:-D
17. sasa ( 06/02/2006 04:06)
tena aleo za hampiasa an'ity amzay =))=))=))=))=))=))=))
18. mamzelkely ( 06/02/2006 14:20)
:-D:-D
19. sasa ( 07/02/2006 03:28)
=))=))=)) isaky ny mamaky an'ity za d tsy mijanona mihomehy mintsy
20. mamzelkely ( 07/02/2006 06:23)
za ts nampoiziko mits le izy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581