zidane sy barthez
1. memerz
(
02/02/2006 20:35)
nanao baolina tany dago hono ny ekipe de france, dia resy t@ isa mavesatra ny scorpion de madagascar! dia nihoraka ny olona gasy rehetra hoe andaoho vonoina ireto frantsay ireto.
Dia niaraka t@ izay ny frantsay dia nahita hevitra hoe hanao deguisement hiala ao mahamasina, dia nitsofoka vestiaire, dia samy nanao ny deguisement-ny avy, dia nivoaka tao @ vestiaire dia tena tsy nisy nahalala tokoa!!, fa nisy niarahaba ihany ZIDANE hoe:"manahoana zidane", rafotsibe io!!; dia tena gaga i leiry hoe fa ahoana le ?.
Tonga tao @ hilton dia rehefa te hivoaka ao dia tsy maintsy hanao deguisement.Zidane @ io efa manao otran'i ben laden;le hoe be volombava de manao fehiloha, fa mbola narahabain'ilay rafotsibe ihany hoe:"manahoana Zidane";
Tena vakiloha leiry hoe ahoana aza aho no fantatr'ity rafotsibe ity foana, dia nanova deguisement ndray dia nividy malabary, nanao kapa hoditra dia nihositra tany mena, fa mbola narahabain'ilay rafotsibe ihany hoe:"manahoana i zidane", kay le rafotsibe kay BARTHEZ!!.

novalian'i Veloo ny 15/02/2006 16:13
5. jentilisa
(
03/02/2006 05:08)
an3! amin'ny teny fratsay io ka! fa inona moa iazny scorpion? barea anie izao no izy e!
8. sonwin
(
03/02/2006 09:50)
asio fihomehezana leisy e :-D , raha tsy kobon'ialahy ny mampimé dia andana aloha mana :@:-$:°)
12. pissoa
(
04/02/2006 14:48)
Mpanao baolina Frantsay retsy ah :-*
De mihomeheza amin'izay :-D:-D:-D
De mihomeheza amin'izay :-D:-D:-D