tanalahy tany andanitra

1. memerz ( 14/04/2006 22:08)
Tantaraiko anareo ny tantaran'ny tanalahy.
Fahiny elabe hono, dia tany andanitra ireny tanalahy ireny, izy no rapide sy mavesatra indrindra tany, izy no biby rapide ndrindra sady ngeza ndrindra tany zany e. Dia mivezivezy eraky ny lanitra foana hono izy mandeha haingana be, fa voahitsany kosa aza ity zanaka'andriamanitra satria tsy hitany noho ny rapidité-ny, fa tonga dia natsipin'ny zanak'andriamanitra tety an-tany !!!
Tonga tety an-tany leiry tonga dia lasa fisaka kely aloha no sady rehefa mandeha dia ny maso 1 mijery ankavia, ny 1 mijery ankavanana, no sady mangovitra, miahotrahotra izany, dia manontany any an-tsaina hoe: "sao dia ao aza le zanak'andriamanitra iny? sao dia ao aza le zanak'andriamanitra iny?." izany hono mahatonga ndry zalahy mandeha ohatr'ireny, mandroso mihemotra sy le maso mitsiparaparaka be reny!
novalian'i pissoa ny 28/04/2006 08:26
2. Fiffi ( 15/04/2006 03:08)
zany an ? Dia ahoana hono zany ilay hiran'i Mahaleo hoe "tanalahy ny foko" ? de ilay tahotra ve hono no nahatonga azy rapida ?
3. watafon ( 15/04/2006 05:36)
memerz,:lol:
Fiffi, njy nga tia mahaleo? " parce que caméléon mon coeur, peut changer de couleur " refrain natao mot à mot akia io an ! :-*:-*:-*
4. jentilisa ( 15/04/2006 05:55)
dia ahoana izany ny nampiovaova loko azy?
5. diamondra27 ( 15/04/2006 06:55)
moyen iarovana ny fahavalo zany rahavako
6. kala ( 18/04/2006 06:35)
diam > niova fiteny ndray njy @ le rahavako an!:-*:-*:-*

memerz > sady manaja feu de signalisation zany le tanalahy amin'io an! :twisted::twisted::twisted::twisted:
7. diamondra27 ( 18/04/2006 07:02)
kala: fa ahoana? hitanjy tany ho any ngah io? 'zany indray zao no fiteny koa
8. kala ( 18/04/2006 07:21)
diam > mampi:-w:-w:-w:-w:-w anà fotsiny ka

enga anie mba tsy ho areti-mifindra io fiteny io:roll::roll::roll::roll:

9. dadabe ( 18/04/2006 08:12)
:roll::roll::roll:
10. kala ( 18/04/2006 11:45)
:roll::roll:
11. pissoa ( 18/04/2006 16:00)
12. diamondra27 ( 18/04/2006 16:40)
ok reitsy a
13. watafon ( 19/04/2006 04:36)
:?::?:
14. kala ( 19/04/2006 06:05)
wata > avia rahavako :-*:-*:-*:-*:-*

:-D:-D:-D:-D:-D
15. watafon ( 19/04/2006 08:51)
kala: etsy ary izato izy e ::-*:-*:-*:-*:-*:-*
16. pissoa ( 19/04/2006 08:57)
:-D:-D:-D:-D
17. watafon ( 19/04/2006 09:15)
pissoa, zany ndray no fomba firesaka zao k !:-D:-D:-D:-D
18. onjah ( 19/04/2006 09:32)
Angano angano arira arira
mahafinaritra e
19. kala ( 19/04/2006 11:58)
pissoa > aza dia mimeme be ry zandry havako fa sao :twisted: ko eo - lengako moa zany ô! ndry moa tsy ataoko an'izany ê!:wink:

=))=))=))=))=))=))=))
20. watafon ( 20/04/2006 08:44)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0797