fahalalampomba

1. memerz ( 30/09/2006 15:19)
Tao ampianarana ity tantara ity, t@ ny fampianarana momba ny fahalalampoba.
hoy ny mampianatra:
- ikoto, ahoana no teneninao raha miaraka misakafo @ zazavavy tena mpanankarena sy tsara taiza hianao, nefa hianao te hivoaka hipipi?!
hoy ikoto:
- "andraso rem eo aho fa hipips e";
tsy mahalala fomba hianao hoy ny mpampianatra, dia nanontany an'i bema indray izy,dia hoy i bema;
-"miala tsiny aminao aho, fa mba handeha hivoaka kely ery @ trano fanaovana maloto";
efa saika nety hoy ny mampianatra fa ratsy loatra lé hoe miteny trano fanaovana maloto, dia nanontany an'i memerz kosa aza izy, dia hoy i memerz hoe:
-"ry malala, hiala kely eto amin'ity latabatra ity aho, amin'ny famindra somary maimaika fa hanome tanana ilay namako akaiky hatramin'izay, izay ho hampahafantariko anao rahariva ihany any an-trano".
novalian'i kala ny 03/10/2006 12:24
2. simplex ( 30/09/2006 15:49)
=))=))=))
omena an'la lesy ny oscar ry memerz a =D=D

:-*:-*
3. Simpona ( 30/09/2006 16:10)
=))=))=))=))=))=))=))
=D=D Misaotra lesy nampianatra fahlalampoba a
:-D:-D:-D
4. kiali ( 01/10/2006 08:49)
milay lesy an!!
5. booboo ( 01/10/2006 09:13)
:-D:-D:-D
6. kala ( 02/10/2006 08:32)
memerz >:-*:-*:-* dia rahariva izany kou satria zao vao afaka nifanerasera teto. dia mba teneno aminay ny fotoananareo sy ilay sipa ;-)
7. lapino ( 02/10/2006 11:33)
Mahery koa memerz zany kle! :-D:-D:-D
>> izay ho hampahafantariko anao rahariva ihany any an-trano".
Izany hoe "Ataoko mahalala azy ianao rahariva any an-trano" ve? :-D:-D
8. mandrindra ( 02/10/2006 15:55)
:-D:-D:-D, izany ka tsara taiza
9. kala ( 03/10/2006 12:24)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1557