zanaky ny mpanjaka

1. memerz ( 30/09/2006 07:51)
Novoriana ny lehilahy teo an-tanàna fa hoe efa tokony hanambady ny zanaka vavin'ny mpanjaka; ka izay lehilahy mahay milomano indrindra mahatafita ilay rano feno voay no ho eken'ny mpanjaka ho vadin-janany.
Tao ny sarimbavy, tao ny lehilahy matanjaka, ny antonontonony, ny manantsaina. Niandry ny mpanjaka, nefa tsy nisy sahy nitsoraka tao anaty rano. Efa ho kivy ny mpanjaka, kanjo tampoka teo nisy nitsambikina bé tao anaty rano, tonga dia nilomano bé ary nenejehin'ny voay, nefa tsy azon'ireo voay, vetivety monja dia tafita an'ilay rano io lehilahy io. avy hatrany dia faly bé ny mapnajaka hoe , ary tonga dia nihazakazaka namonjy ity atao hoe lehilahy.
Fa ity lehilahy kosa tsy niraika ny @ zany fa ny noteneniny dia hoe:"tsy raharahiako izany fa iza no nanosika ahy teo", miaraka @ feombehivavy bé leiry @ io satria izy dia irony atao hoe sarimbavy itony.
novalian'i kala ny 02/10/2006 08:41
2. Tokinao ( 30/09/2006 08:29)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. simplex ( 30/09/2006 09:05)
=))=))=))=))
4. booboo ( 30/09/2006 14:19)
:-D:-D:-D
5. Aino ( 30/09/2006 14:40)
:-D:-D:-D
6. Simpona ( 30/09/2006 16:14)
=))=))=))=))=))=))=))=D=D
7. sipagasy ( 01/10/2006 20:17)
:-D:-D:-D:-D
8. nolalaina ( 01/10/2006 20:55)
=D =D =D =D
:-D :-D
9. kala ( 02/10/2006 08:41)
wéééééééééééééééé memerz :-*

=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1146