ny firaisana sy ny fo

1. fijo ( 14/02/2007 22:22)
RMC,radio ,dia nisy manampahaizana milaza fa ny firaisana aranofo,dia mahatsara fo.raha toa ka tsy atao misesy loatra.
toa marina tokoa izany an?
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:53
2. andrea ( 14/02/2007 23:16)
tsy ailo alou :D
3. Fiffi ( 15/02/2007 06:17)
ka raha hatao misesy loatra ve tsy handreraka ny fo ? effort physique ange io eh !
4. boulki ( 15/02/2007 06:28)
Tsy mandreraka io ry Fiffi na misesy aza fa entrainement vita ho an'ny fo :lol: cardio-training hoy ny terma teknika :-D
5. Fiffi ( 15/02/2007 06:57)
Ralay: hummm.....nefa mahasempotra...:-D:-D:-D
6. andrea ( 15/02/2007 09:35)
ha ha fa impiry isan'andro sa isankerinandro aloha izany misesy izany e ?
7. Ralay ( 15/02/2007 09:38)
andrea: isak'izay misasa zao zany :-D
8. xxx ( 15/02/2007 10:24)
Ary misy olona marary fo izay nefa fantatro tsy avelan'ny Dr manao firaisana ? Sa tsy hoe fanafody fo akory, izany hoe raha efa fo marary dia tsy efa tara loatra

Na izany na tsy izany, tsara ho an'ny vatana anie ny firaisana e, karazana sport, malefaka hoy isika, anti-stress koa surtout . Jereo fa misy ny olona tsy ampy lahy na tsy ampy vavy dia kizitina be
9. andrea ( 15/02/2007 10:45)
xxx:

Jereo fa misy ny olona tsy ampy lahy na tsy ampy vavy dia kizitina be



=)) =)) =)) marina zany!
10. Fiffi ( 15/02/2007 11:34)
:-D:-D
11. xxx ( 15/02/2007 13:00)
andrea:


Jereo fa misy ny olona tsy ampy lahy na tsy ampy vavy dia kizitina be


=)) =)) =)) marina zany!



tsy marina izany! za zao tsy manambady fa tsy kizintina zany!
12. xxx ( 15/02/2007 13:13)
xxx:



Jereo fa misy ny olona tsy ampy lahy na tsy ampy vavy dia kizitina be



tsy marina izany! za zao tsy manambady fa tsy kizintina zany!


efa hoe MISY fa i xxx ve mahay teny gasy sa tsia e , ianao izany TSY ao anatin'ilay MISY

sady inona aloha ilay ataon'i xxx hoe manambady e : sao dia tsy manambady ara-panjakana fa manao firaisana ihany indraindray :-P
13. Fiffi ( 15/02/2007 18:23)
xxx:
sady inona aloha ilay ataon'i xxx hoe manambady e : sao dia tsy manambady ara-panjakana fa manao firaisana ihany indraindray :-P
:roll: tsy azoko....mijangajanga ve zany ?


14. andrea ( 16/02/2007 08:12)
Fiffi:

xxx:
sady inona aloha ilay ataon'i xxx hoe manambady e : sao dia tsy manambady ara-panjakana fa manao firaisana ihany indraindray :-P
:roll: tsy azoko....mijangajanga ve zany ?






An an an!!! ilay resaka mapihomehy ana de ilay we rehefa tsy ampy lahy na vavy hanaovana firaisana de kizintina..fa tsy resaka we manambady sy tsy manambady akory .. .. DE hozy za we fa angaha natokana ho an'i mpivady ihany ny firaisana ?? misy koa ny olona afaka mamalifaly tena =)) =))
15. xxx ( 16/02/2007 14:03)
[quote=xxx]


efa hoe MISY fa i xxx ve mahay teny gasy sa tsia e , ianao izany TSY ao anatin'ilay MISY
sady inona aloha ilay ataon'i xxx hoe manambady e : sao dia tsy manambady ara-panjakana fa manao firaisana ihany indraindray :-P





Ka za tsy manambady mintsysady tsy manao firaisana mmintsy ko! ary aza kizintina fa za anie tsy manin e! mba miteny ny contraireny zavatra teneninao fts za!:P ary so de enao aza le tsy ampy firaisana de kizintina kle!:P:-D:-D hihihi aza tezitra b fa mba manala za an! :P
16. xxx ( 16/02/2007 14:45)
dia asa aloha izay tena kizitina isika roa izao e, :twisted: samy xxx rahateo , tsy fantatra intsony hoe xxx iza :?:, asa iza no tsy ampy inona, na miohatra koa aza tsy ferana :-D
17. fijo ( 16/02/2007 21:10)
fa toa misy fahamarinany ilay izy ka.satria misokatra ny lalandra rehefa anona iny de mikorian atsara ny ra.
18. Zina ( 16/02/2007 21:26)
fijo [ Valio ] 16-02-2007 22:10:17
Lohateny : Re : ny firaisana sy ny fo
fa toa misy fahamarinany ilay izy ka.satria misokatra ny lalandra rehefa anona iny de mikorian atsara ny ra.


kay i fijo tsy virja intsony ko...:wink:
19. Fiffi ( 18/02/2007 21:06)
nga ?
20. ari.malala ( 19/02/2007 13:08)
:-D:-D:-D aiz enao fijo hanamarina na tsi io voalazan'i Zina io a!:-D:-D to ts virja tsony oun enao?:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4426