ny firaisana sy ny fo

41. watafon ( 22/02/2007 10:10)
humm ! le misesy b loatra tian'i fijo hambara kosa angamba d hoe in-5 isan'andro v ? tsy arakin'ny fo sy ny vatana kosa aloha raha izay e !
melody sy cutie : vakio tsara aloha an ! :-D:-D
42. Fiffi ( 22/02/2007 16:51)
zany ange hoa eh !
43. melody ( 22/02/2007 18:39)
cutie: mandany fotona fotsiny akia izany a,indry nge maharaka fa mampmé fotsiny e!:D

watafon sy fiffi: zà kosa namaky tsara e sahady maharaka ilay film tsara mintsiny:lol::lol:
44. cutie ( 22/02/2007 21:41)
Mpandefa : melody [ Valio ] 22-02-2007 19:39:21
Lohateny : Re : ny firaisana sy ny fo
cutie: mandany fotona fotsiny akia izany a,indry nge maharaka fa mampmé fotsiny e!

mandany fotoana
marina zany :-D:-D:-D:-D
za tsy maharaka ka :-D:-D:-D
45. fijo ( 22/02/2007 22:51)
wata izay mihintsy.tamin'io dia nilaza le mpitsabo,fa rah aolona manambady dia intelo isankerinandro raha be no tsara.satria mbola eo ny asa sy ny zavatra hafa mandreraka koa
46. Fiffi ( 23/02/2007 07:02)
fijo: zany ve akia no nolazain'le mpitsabo andry mbola virja ? hummm....tandremo zany an ! :-D:-D:-D
47. watafon ( 23/02/2007 07:38)
fijo: marina lesy zany an !
melody::-D:-D
48. melody ( 24/02/2007 15:40)
humm ! le misesy b loatra tian'i fijo hambara kosa angamba d hoe in-5 isan'andro v ? tsy arakin'ny fo sy ny vatana kosa aloha raha izay e !

araka fôna io ry watafon, exercise daholo ange izany e, tsy mila mande gym intsony fa vita ho azy, 1 maraina, 1 atoandro 1 hariva, 2 alina, fanafody bona b an!:wink:

tamin'io dia nilaza le mpitsabo,fa rah aolona manambady dia intelo isankerinandro raha be no tsara.

mba hafa kely koa izany mpitsabo izany ry fijo, ka raha tsy manambady izany dia impiry no tsara?:-D
49. cutie ( 24/02/2007 17:28)
araka fôna io ry watafon, exercise daholo ange izany e, tsy mila mande gym intsony fa vita ho azy, 1 maraina, 1 atoandro 1 hariva, 2 alina, fanafody bona b an!

:-D:-D:-D:-D
50. Fiffi ( 28/02/2007 11:25)
:-D:-D:-D hummm....de mazotoa zany aza koh ! :-D:-D
51. xl ( 20/03/2007 08:23)
Sao dia zakan'ny hoza-tsaina , fa tsy ny hoza-pe!
52. Fiffi ( 25/03/2007 07:53)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4286