ny firaisana sy ny fo

21. Fiffi ( 19/02/2007 15:19)
mba aiza hoa wata ? :(:(
22. melody ( 19/02/2007 16:10)
Mpandefa : Fiffi
ka raha hatao misesy loatra ve tsy handreraka ny fo ? effort physique ange io eh !

an3 kosa e, raha tsy hoe efa manana problemana fo ilay lhly fa tena vao miasa mahasalama be azy mihintsy aza. Ny olona aza ankouragéna hanao sports in-3 isan-kerinandro farafahakeliny knou:wink:
23. Fiffi ( 19/02/2007 16:46)
marina akia zany an ! heu...fa sport mankahihy io an ! :-D:-D:-D
24. melody ( 19/02/2007 17:02)
izany ve? raha izany manko dia hande hanao bdb zà:-D:-D
25. cutie ( 20/02/2007 02:39)
Mpandefa : melody [ Valio ] 19-02-2007 18:02:14
Lohateny : Re : ny firaisana sy ny fo
izany ve? raha izany manko dia hande hanao bdb zà

:-D:-D:-D:-D:-D
26. niryna ( 20/02/2007 05:32)
[quote=xxx]

:-Ary misy olona marary fo izay nefa fantatro tsy avelan'ny Dr manao firaisana ? Sa tsy hoe fanafody fo akory, izany hoe raha efa fo marary dia tsy efa tara loatra

Mety mitombona io satria tsy ampy ny tosi-dra ka raha efa tsy ampy io tsy tokony hanao matetika izany ilay olona sady tsy ampy hery koa izy.
Na izany na tsy izany, tsara ho an'ny vatana anie ny firaisana e, karazana sport, malefaka hoy isika, anti-stress koa surtout . Jereo fa misy ny olona tsy ampy lahy na tsy ampy vavy dia kizitina be


=))=))=))
27. melody ( 20/02/2007 13:18)
cutie: aza himehezana fotsiny akia fa tohany a:D ilay blem indray ange ilay hitady e, aiza?:-D:-D

niryna:dia inona akia no tokony ho hataony raha te.... mafy izy nefa tsy ampy hery?:wink:
28. cutie ( 20/02/2007 16:46)
Mpandefa : melody [ Valio ] 20-02-2007 14:18:32
Lohateny : Re : ny firaisana sy ny fo
cutie: aza himehezana fotsiny akia fa tohany a ilay blem indray ange ilay hitady e, aiza?

in tsara moa le tohanana:-D:-D:-D
29. melody ( 20/02/2007 18:41)
cutie: tohano ilay sport sy ny effet-ny hoa, f'inona indray sa manana 'notion' hafa indry?:-D
30. cutie ( 20/02/2007 18:46)
ndraso alou averina vakiana aza le size :-D:-D:-D
31. melody ( 20/02/2007 18:52)
fa ahona?:D
32. cutie ( 20/02/2007 18:53)
misafotofoto :lol:
33. melody ( 20/02/2007 18:54)
ny inona?:wink:
34. cutie ( 20/02/2007 18:54)
le valin-teny ato akia a
njaso vakiana hatramin'1 hihihihi
35. melody ( 20/02/2007 18:56)
indry ity koa d :-D
36. cutie ( 20/02/2007 18:57)
manin:roll::-D
37. melody ( 21/02/2007 08:04)
misafotofoto le valin-teny ato akia a
njaso vakiana hatramin'1 hihihihi ndraso alou averina vakiana aza le size

io :-D io :-D:-D:-D
38. fijo ( 21/02/2007 22:38)
inty aho ry zareo an,ary tena mbola virja e
39. ikaretsaka ( 21/02/2007 22:49)
ny ahy moa amin'io zavatra isalasalana io de tsotsa ihany ny theory ko...
"andramo ka zahao"
40. cutie ( 22/02/2007 02:14)
melody
tena mbola tsy misy fotoana foan hamakian an'le size hatramin'ny 1 :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2434