Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 21/02/2007 00:12)
hitanareo ve ity!!
http://hamanet.multimania.com/ ... tohiny
novalian'i wooda ny 21/02/2007 20:35
Solitikabe ( 21/02/2007 00:02)
vetivety fotsiny eh
Iza kay ny anaran'ny minisitry ny tontolo iainana izao?... tohiny
novalian'i melody ny 24/02/2007 18:40
xxx ( 20/02/2007 22:46)
Ohabolana sa tena izy?
Ahoana ny hevitrareo amin'ity ohabolana ity? Rafotsibe nahatsapa filahiana, eritreritra no be fa ny aina efa tsy maharaka.... tohiny
tynah ( 20/02/2007 20:17)
In no tokony hataoko?
Za matetika manofy mi crak crak d avy eo marary be ny kiboko ary tena tsy tantiko mintsy. ny olon-tiko mantsy tena lavitra be ahy :cry:d zay hainareo angamba ny tiko lazaina ka in no tokony hataoko re... tohiny
novalian'i tynah ny 25/02/2007 15:27
rawazina ( 20/02/2007 17:08)
mba mitady tonony é/ kaiamba: lôsogno anao_door's groupe
mba mitalao any io hira io é lôsogno anao... tohiny
novalian'i rawazina ny 21/02/2007 19:25
hira72 ( 20/02/2007 17:01)
music tahitienne mba henoy ange e
mba henoy ange ireto zik tahitienne ireto e: tena tsy nampoiziko ho tsara Tena mahafinaritra ,milamina nefa tena tsara [url=http://livedigital.com/content/album/32017]tsindrio ito[/url]... tohiny
novalian'i xylo ny 21/02/2007 13:51
xxx ( 20/02/2007 16:49)
mila toro hevitra
te hiray aranofo @olona nefa tsy te hampiasa fomba fisorohana @fananana anaka zany hoe matahotra a sao dia bevoka periode inona kay no azo anaovana vita regle ve sa avant regle dia misaotra mialoh... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 13:48
rawazina ( 20/02/2007 15:54)
mitady hira
nadabande: ilay we "naona re zato ianao no milofika tahaka zao..." ary lay we:" ka mandrapiaona a!ka mandrapiaona é!any vola any ny taona mbola ho tafaona... tohiny
novalian'i pissoa ny 21/02/2007 15:06
Fiffi ( 20/02/2007 15:43)
Film hafa indray.....
iza indray no efa nahita an'ireto film ireto ? Saranga tsy mitovy Malok'Ila Ambalavelona Mila voa fa milay an ! mahay ny gasy kah! =D=D=D=D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 10:37
tsaradia ( 20/02/2007 15:00)
MBA MANGATAKA MOA RAHA MISY E
Salut daolo! Efa nandalo teto ihany aho, nangataka an' ity hiran' i Mià ity e, ilay hoe "nofy" hoy aho, ilay misy hoe soa fa teo ianao ....... dia any amin' ny faramparany misy hoe hoe " ny fitiava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:32
ghanot ( 20/02/2007 14:33)
Sarimihetsika mamoa fady
Ry reto a , mba ahoana ihany isika gasy ity e, tena efa misy mahavita sary mihetsika porno, nefa ny mpilalao azy toa foronindry zalahy d mba ahoana re ny hevitra fa hangalabaraka ny olo-malazantsika a... tohiny
novalian'i tywa68 ny 21/02/2007 10:09
rinja ( 20/02/2007 14:30)
mila fanampiana amin'ny serasera namana 30-40 ans
Manaohoana daholo Izaho ho'aho efa nameno ilay momba2 ahy fa te hanana namana eo anelanelan'ny 30-40 ans nefa tsy nety tafiditra mihitsy. Inona no ataoko fa ilaiko io. Efa manana ny solonanarako sy t... tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 05/04/2007 10:11
xl ( 20/02/2007 14:22)
Izay maharitra vadin'Andriana e!
izay maika vadin'i vondea... tohiny
novalian'i pimaso ny 26/02/2007 08:03
segadombolo ( 20/02/2007 14:07)
vohoka sy ny sira...
Manao ahoana daholo! Ny dokotera sasany milaza fa rehefa amin'ny faha-7 volana dia ahena ny sira, ny ahy aloha dia izay no nampahalalana ahy hatramin'izay e, nefa nisy nilaza teto fa hoe: tsara kokoa... tohiny
novalian'i Zina ny 22/02/2007 19:35
KJ ( 20/02/2007 11:52)
Mitady hira
Salut jiaby!! Mba saika mitady tonon-kiran'i Raboussa lé hoe "Azafady". Ok!!... tohiny
nikopol ( 20/02/2007 11:08)
Mangidihidy fitombenana
Tato ho ato dia mangidihidy matetika ny fitombenako. Mety hahazo vola be ve za?... tohiny
novalian'i Stretch ny 23/02/2007 18:37
prime ( 20/02/2007 11:01)
Lakilen'ny fidirana any an-danitra?
Efa fantatra hoy isika fa ny finoan'ny tsirairay no mahavonjy na tsia rehefa ho avy ilay fotoana... Efa fantatra koa hoy isika fa ny fitiavana no herin'ny famonjena... (mifototra amin'ny didy sy ny... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2007 04:47
xylo ( 20/02/2007 09:40)
info
Manao ahoana daholo! tandremontsika izay tia mi-télécharger logiciel fa misy virus mandreraka be atao hoe"ZANGO" mampikatso ny pc tanteraka io fa tandremo!!... tohiny
novalian'i wooda ny 23/02/2007 01:14
niryna ( 20/02/2007 09:01)
Finoana sy fahasoavana
Io indray izany no mba ho dinihintsika rehetra eto.Ny atao hoe finoana sy ny atoa hoe fahasoavana. Ahoana ny fomba nahatonga ahy sy ianao nanana finoana an'Atra?.Inona no fahasoavana nomeny ahy sy a... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:22
xxx ( 20/02/2007 06:23)
Fetsy ny gasy ("ankabeazany")
Manahoana, Mba te hanana namana gasy mihitsy aho, fa aiza ve ka sendran'ny olona mpanararaotra sy fetsy,tia tena foana! tena hoe isaky izay namana vaovao dia misy ireo toetra ireo foana! leo be aho i... tohiny
novalian'i fasaly ny 04/03/2007 21:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.8708