info

1. xylo ( 20/02/2007 09:40)
Manao ahoana daholo!
tandremontsika izay tia mi-télécharger logiciel fa misy virus mandreraka be atao hoe"ZANGO" mampikatso ny pc tanteraka io fa tandremo!!
novalian'i wooda ny 23/02/2007 01:14
2. kelly13 ( 20/02/2007 13:29)
misaotra nanome info :)
3. wooda ( 20/02/2007 17:22)
mety amabaranao ve logiciel inona no télécharger-nao?

Matetika mitélécharge aho manko fa mbola tsy hitako izany "ZANGO" izany!

Fa de m'saotra mialoha nampilaza fa andeha hikaroka information momba io "ZANGO" io aho! à+
:)
4. xylo ( 21/02/2007 11:31)
ao @ "MIXE VIBES" no misy azy io,ao tsinona no feno logiciels à télécharger aman-jatony,zay indray ary lou fa manome vao2 miandalana eny ihany!
5. wooda ( 21/02/2007 20:48)
=)) o ry xylo ah, tena ohatran'ny nanambara loza ianao satria za vao avy nandefa valiny tery ambony, dia loza fa nanindry zavatra tsy fanindry de io tokoa fa virus nankadàla be no nazoko tato @ matos-ko! (site hafa mihintsiny)
Fikoropahana tsisy ohatran'izany!=)) natao mis à jour nalaky le antivirus de mba afaka nisento kely! kinanjo tsy voafafany akory! nandany fotoana nicherche vao mba hita ny fomba namonoana azy manuellement, tena mty ny fihomehezana za tato nony avy eo fa "tandremo ihany makamaka zavatra tsy hatokisana" hoy dadabenay izay!
tena mbola=))=))=)) za ato @zao!
Manome vaovao ihany @ manaraka :wink:
6. xylo ( 22/02/2007 14:31)
ô ry wooda, tandremo tsara ihany, d mahazotoa!mba ilazao vao ihany ra misy e!
7. sitlo ( 22/02/2007 19:07)
:roll:
8. wooda ( 23/02/2007 01:14)
Tsy de natahorana firy le taty ka,
Win32:Small-BLF no anaran'ilay virus (trojan raha ny tena marina!)
Moramora ihany ny nanala azy satria efa nisy voan'izy io tany de mora notadiavina ny parade hamonoana azy tsara.

manaova mailomailo ihany aloha eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2741