mba mitady tonony é/ kaiamba: lôsogno anao_door's groupe
2. lemenakely
(
20/02/2007 18:51)
marihiko aloha fa tsy Doors groupe izany no tompon'io hira io aloha fa JOHN BETOTO
3. kolo
(
21/02/2007 09:00)
LOSOGNO ANAO
Losogno anao ô ,
nandeha tsy nipôdy e,
zaho raiky fô , tatôy e
tsy tafandry aho isan'aligne
mahatsiaro ny fotoagna
niarahana tatôy e ,
fa misy ny tiavikô ,
Dônko anaoooo
Iny elanelan-tany,
Aza atao mahaketraka e;
Aminao lalandava ny eritreritro e,
Azadino fa atôy e,
misy ôlo tia anao ô;
farafaharatsiny e,
taratasy alefaso ô
Hatreo aloha e ..... mbola hitohy
Losogno anao ô ,
nandeha tsy nipôdy e,
zaho raiky fô , tatôy e
tsy tafandry aho isan'aligne
mahatsiaro ny fotoagna
niarahana tatôy e ,
fa misy ny tiavikô ,
Dônko anaoooo
Iny elanelan-tany,
Aza atao mahaketraka e;
Aminao lalandava ny eritreritro e,
Azadino fa atôy e,
misy ôlo tia anao ô;
farafaharatsiny e,
taratasy alefaso ô
Hatreo aloha e ..... mbola hitohy
4. ari.malala
(
21/02/2007 13:54)
Zay ao anaty [] de tsy tadidy fa ialana tsiny an
[...] antsika roa
Tsy ahoako o
Malaina ny malaina
Tsy mampanino
Losogno anao
Handeha tsy himpody
Mbo misy notiaviko
Donko anao
Iny elanelan-tany,
Aza atao mahaketraka e;
Aminao lalandava ny eritreritro e,
Azadino fa atôy e,
misy ôlo tia anao ô;
farafaharatsiny e,
taratasy alefaso ô
mba mameno zey mahay azafady e
[...] antsika roa
Tsy ahoako o
Malaina ny malaina
Tsy mampanino
Losogno anao
Handeha tsy himpody
Mbo misy notiaviko
Donko anao
Iny elanelan-tany,
Aza atao mahaketraka e;
Aminao lalandava ny eritreritro e,
Azadino fa atôy e,
misy ôlo tia anao ô;
farafaharatsiny e,
taratasy alefaso ô
mba mameno zey mahay azafady e
5. rawazina
(
21/02/2007 19:25)
misaotra betsaka é! voaray ny tonony.
ra mba misy manana tononkira n'i remi dray!!! zafady
remi lé we "eo an-tokotny aho no miandry anao
isan-kariva maizi-pito ô!..."
ra mba misy manana tononkira n'i remi dray!!! zafady
remi lé we "eo an-tokotny aho no miandry anao
isan-kariva maizi-pito ô!..."
